Luis Miguel Sánchez Cerro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Luis Miguel Sánchez Cerro.jpg|vignette|255x255px|Luis Miguel Sánchez Cerro]]
I '''Luis Miguel Sánchez Cerro''' dia miaramila sy mpitondra fanjakana tao [[Però]] izay fioham-pirenena indroa tao amin' io firenena io. Filoha izy tamin' ny 27 AogosirtaAogositra 1930 hatramin' ny 1 Marsa 1930, amin' ny maha fiohan' ny Junta azy taorian' ny fionganan' i Augusto Leguía, avy eo amin 'ny maha lehiben' ny governemanta azy teo am-pitarihana ny antokony, dia ny ''Unión Revolucionaria'', izay nivoy ny firehan-kevitra [[Fasisma|fasista]], izay nokasainy hata antoko tokana. Novonoin' ny mpomba ny ''Alianza Popular Revolucionaria Americana'' (APRA), izay fikambanana notoheriny, izy. Teraka tamin' ny 12 Aogositra 1889 tao [[Piura]] izy ary maty tamin' ny 30 Avrily 1933 tao [[Lima]] tamin' ny faha-43 taonany.
 
== Gasy firazanana ==
I Luis Miguel Sanchez Cerro dia gasy firazanana. Any [[Però]] tokoa mantsy dia misy faritany antsoina hoe Piura izay fonenan’ ireo Mangaches na (Malagasy) namidy syho andevo nalefa niasa tany [[Amerika Atsimo]]. Marihina fa ny anaran’ ny tompony (ny olona nividy azy) no iantsoana ireo Mangaches ireo, izany hoe na dia Malagasy aza ity lehilahy ity dia very ny anarana maha-gasy azy satria ireo ray aman-dreniny (izay mpanompo) dia efa nitondra ny anaran’ ny tompony ka nampita izany tamin’ ny zanany.
 
Ao amin’ ny faritra avaratr’ io Piura io no ahitàna an’ ilay tanàna atao hoe ''La Mangacheria'' izay nahaterahan’ i Sanchez Cerro. Any koa dia misy saha iray antsoina hoe "Hacienda Malakasy" izay fonenan’ ireo Malagasy fahagola. Ankehitriny kosa, na dia mbola maro aza ny Mangaches nahatazona ny volo-koditra maha-Malagasy azy, dia efa nifangaro tamin’ ny mponina any an-toerana ny ankamaroany ka nizara ny kolotsainy tamin’ izy ireo. Anisan’ ny vokatr’ izany kolotsaina mifangaro izany ny mozika Tondero.