Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena''' hafohezina hoe API (''Alphabet Phonétique International'') amin'ny fiteny frantsay, na IPA (''International Phonetic Alphabet'') amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tenenina. Izy io dia tsy ohatra ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mpandinika rafi-peppeo [[frantsa]]y sy britanika ho an'ny [[Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena]], navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
 
== Tantara ==