Luis Miguel Sánchez Cerro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanao pôlitika peroviana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Luis Miguel Sánchez Cerro.jpg|vignette|255x255px|Luis Miguel Sánchez Cerro]]
I '''Luis Miguel Sánchez Cerro''' dia miaramila sy mpitonrampitondra fanjakana tao Pero izay fioham-pirenena indroa tao amin' io firenena io. Filoha izy tamin' ny 27 Aogosirta 1930 hatramin' ny 1 Marsa 1930, amin' ny maha fiohan' ny Junte azy taorian' ny fionganan' i Augusto Leguía, avy eo amin 'ny maha lehiben' ny governemanta azy teo am-pitarihana ny antokony, dia Union révolutionnaire, izay nivoy ny firehan-kevitra fasista, izay nokasainy hata antoko tokana. Novonoin' ny mpomba ny APRA, izay fikambanana notoheriny, izy. Teraka tamin' ny 12 Aogositra 1889 tao Piura izy ary maty tamin' ny 30 Avrily 1933 tao Lima tamin' ny faha-43 taonany.
 
== Gasy firazanana ? ==