Fivavahana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-27:
Amin' izao fotoana izao dia ny 1%n' ny mponin' i Madagasikara dia Miozolmana ka [[Kômôro|Kômôriana]] sy [[Karàna]] ([[India|Indiana]] sy [[Pakistaney]]) ny ankamaroany dia any amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny [[Mahajanga (faritany)|Faritanin' i Mahajanga]] sy any amin' ny [[Faritanin'Antsiranana|Faritanin' Antsiranana]]<ref><small>[http://features.pewforum.org/muslim-population-graphic/#/Madagascar The Future of the Global Muslim Population - Madagascar] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffeatures.pewforum.org%2Fmuslim-population-graphic%2F%23%2FMadagascar archive]]</small></ref>. I [[Mohammed V (mpanjakan' i Marôka)|Mohammed V]], mpanjakan' i [[Marôka]], izay nialokaloka teto Madagasikara, no nahataona Malagasy sasany ho lasa [[Finoana silamo eto Madagasikara|Silamo]].
 
Nanomboka tamin' ny taona 2010 dia nihanitombo ny [[integrisma miozolmana]] izay vatsian' ny firenena any amin' ny [[Helodrano Persika]] sy avy any [[Pakistàna]] vola. Manahy noho izany ireo Miozolmana mpanaraka ny finoana silamo tranainy sy ny mpandraharaha silamo. Tsara ho marihina koa fa mitombo tanjaka ny [[salafisma]] ao amin' ny [[Tangoronosin' i Kômôro]]<ref><small>Renaud Girard, "[http://www.lefigaro.fr/international/2017/10/19/01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php Madagascar, nouvelle terre de conquête des islamistes]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Finternational%2F2017%2F10%2F19%2F01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php tahiry]], ''Le Figaro'', 20/10/2017, p. 17.</small></ref>
 
== Hindoisma eto Madagasikara ==