Kômôro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of the Comoros.svg|vignette|349x349px|Sainam-pirenen'i Kômôro]]
[[Sary:Comoros (orthographic projection).svg|vignette]]
Ny '''Kômôro''' na '''Firaisan' i Kômôro''' dia firenena ao [[Afrika Atsinanana]], izay [[Tamba-nosy|fitambaran' ny nosy vitsivitsy]] ao amin' ny [[Lakandranon'i Mozambika|Lakandranon' i Mozambika]], any avaratra andrefan' i [[Madagasikara]]. Atao hoe ''Kômôriana'' na ''Kômôrianina'' ny mponina ao amin' io firenena io izay ahitana ampahany amin' ny tanàna maro eto Madagasikara.
 
Telo ny nosy lehibebe mamorona ny Firaisan' i Kômôro, dia i [[Ngazija]] (na [[Kômôro Lehibe]]) sy i [[Njoany]] (na [[Anjoany]]) ary i [[Moaly]] (na [[Môhely]]).
 
== Ireo nosy ao amin' ny Firaisan' i Kômôro ==