Kômôro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-4:
 
Telo ny nosy lehibebe mamorona ny Firaisan'i Kômôro, dia i [[Ngazija]] (na [[Kômôro Lehibe]]) sy i [[Njoany]] (na [[Anjoany]]) ary i [[Moaly]] (na [[Môhely]]).
 
== Ireo nosy ao amin' ny Firaisan' i Kômôro ==
 
=== I Ngazija ===
I [[Ngazija]] na Kômôro Lehibe no nosy lehibe indrindra sy be mponina indrindra (410 736 tamin' ny taona 2016) ao amin'ny tamba-nosin' i Kômôro. I Moroni no renivohiny, izay renivohitr' ilay firaisam-panjakana mizaka tena
 
=== I Njoany ===
I [[Njoany]] na Anjoany dia [[nosy]] ao amin' ny [[tamba-nosin'i Kômôro]] koa. I Mutsamudu no renivohiny ary misy mponina miisa 327 382 izy tamin'ny taona 2017. Mirefy 424 <abbr>km<sup>2</sup></abbr> ny velerany.
 
=== I Moaly ===
I [[Moaly]] na Môhely no nosy farany kely sady be mpizaha tany indrindra ao amin' ireo nosy telo mitambatra ao amin' ny Firaisan' i Kômôro. I Fomboni no renivohiny. Misy mponina 52 360 izy tamin'ny taona 2015.
 
== Jereo koa ==