Fivavahana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Antsirabe - église.JPG|vignette|257x257px|Katedralin'Antsirabe]]
Ny '''fivavahana''' '''ao'''/'''eto''' '''Madagasikara''' dia mitovitovy amin' ny an' ireo firenena ao Afrika ahitana ny fifanojoan' ny fivavahana maro samihafa izay miteraka fanao ara-pivavahana isan-karazany<ref><small>Blanchy Sophie, ''Les dieux au service du peuple : itinéraires religieux, médiations, syncrétisme à Madagascar'', Paris, Karthala, 2006, 536 <abbr>p.</abbr> (<nowiki>ISBN 978-2-84586-739-0</nowiki> et 2-84586-739-5, [https://books.google.fr/books?id=e1JDGGaHZvAC&dq=syncr%C3%A9tisme+%C3%A0+madagascar+%22itin%C3%A9raires+religieux%22&lr=&hl=fr&source=gbs_navlinks_s Vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.fr%2Fbooks%3Fid%3De1JDGGaHZvAC%26dq%3Dsyncr%25C3%25A9tisme%2B%25C3%25A0%2Bmadagascar%2B%2522itin%25C3%25A9raires%2Breligieux%2522%26lr%3D%26hl%3Dfr%26source%3Dgbs_navlinks_s+Tahiry Tahiry]])</small></ref>. Ny tena be mpanaraka dia ny [[Fivavahan-drazana malagasy|fivavahan-drazana]] sy ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fivavahana kristiana]] ary ny [[Finoana silamo eto Madagasikara|finoana silamo]]. Hita koa ny fivavahana hafa toy ny [[Bahaisma eto Madagasikara|bahaisma]] sy ny [[Hindoisma eto Madagasikara|hindoisma]]. Efa eto Madagasikara koa izao ny [[jodaisma]].
 
== Ny fivavahan-drazana malagasy ==
==== Ny fivavahana amin' ny Razana ====
[[Sary:Famadihana reburial razana ancestor Madagascar.jpg|vignette|225x225px|Malagasy manatanteraka famadihana]]Mihoatra ny 52%n' ny mponina no manaraka ny fivavahan-drazana<ref><small>"[https://www.state.gov/j/drl/rls/irf/2014religiousfreedom/index.htm?year=2014&dlid=238232#wrapper International Religious Freedom Report for 2014]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.state.gov%2Fj%2Fdrl%2Frls%2Firf%2F2014religiousfreedom%2Findex.htm%3Fyear%3D2014%26dlid%3D238232%23wrapper tahiry]], sur ''www.state.gov'' (notsidihina ny 06 Marsa 2018)</small></ref> izay fivavahana manantitra ny fifandraisan' ny velona sy ny maty ([[Razana (finoana malagasy)|Razana]]). Tsy misaraka amin' ny tontolon' ny velona ny tontolon' ny Razana izay ivavahana ka izany no ahitana Malagasy manao fomba isan-karazany amin' ny fanamboaram-pasana sy amin' ny fanatanterahana ny [[famadihana]] amonosan-damba indray ny maty sy andevenana azy indray aorian'izay. Any [[Merina|Imerina]] sy any [[Betsileo|Ibetsileo]] no tena ahitana ny fanaovana famadihana. Izany [[fivavahana amin'ny razana|fivavahana amin' ny razana]] izany dia matetika miaraka amin' ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Sikidy malagasy|sikidy]].
 
==== Fivavahana amin'i ny Zanahary ====
Miantso an'[[Andriamanitra (finoan-drazana malagasy)|Andriamanitra]] na [[Zanahary (anaran-tsamirery)|Zanahary]] koa ny Malagasy mandala ny fivavahan-drazana rehefa misy zavatra ataony.
 
== Ny Kristianisma eto Madagasikara ==
Ny 41%n' ny Malagasy dia [[Kristianisma ao Madagasikara|Kristiana]]<ref><small>"[https://www.state.gov/j/drl/rls/irf/2014religiousfreedom/index.htm?year=2014&dlid=238232#wrapper Religious freedom]" www.state.gov [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.state.gov%2Fj%2Fdrl%2Frls%2Firf%2F2014religiousfreedom%2Findex.htm%3Fyear%3D2014%26dlid%3D238232%23wrapper tahiry]]</small></ref> ka ny tena misongadina, raha amin' ny lafiny isa, dia ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika]] sy ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Protestanta]].
 
==== Fiandohany ====
Tamin'ny nahatongavan' ny misionera protestanta anglisy, dia i David Jones sy i Thomas Bevan, izay nirahin' ny [[London Missionary Society]] (LMS) tamin' ny taona 1820, no nanombohan' ny fitoriana ny [[Filazantsara]] teto Madagasikara. Nanaraka izany teo antenantenan'ny taonjato faha-19 ireo misionera norveziana sy misionera katolika izay nanorina fiangonana sy sekoly.
 
==== Fandraisana anjara ====
Mandray anjara amin' ny raharaham-pirenena ny fiangonana kristiana malagasy ka ny fantatra indrindra amin' izany dia ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara|Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) ahitana ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara|Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) sy ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romanina]] (EKAR) ary ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (EEM) izay mandray anjara amin' ny famahana ny olana politikapôlitika eo amin' ny firenena malagasy. Hita ao koa ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana ortodoksa]] izay misy mpino eo amin' ny 20.000 eo sady miaraka amin' ny Patriarkatan' i Aleksandria<ref><small>[http://features.pewforum.org/global-christianity/map.php#/Madagascar,Orthodox Features.pewforum.org global-christianity-Madagascar, Orthodox] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffeatures.pewforum.org%2Fglobal-christianity%2Fmap.php%23%2FMadagascar%2COrthodox tahiry]]</small></ref> , ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]] (misy mpino miisa 8000 eo ho eo<ref><small>''[http://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ "Madagascar"], Facts and Statistics, Newsroom, LDS Church'', notsidihina 10/03/2013</small></ref>), ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon' i Jehovah]], ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]] sy ny hafa koa.
 
== Finoana silamo eto Madagasikara ==
Andalana faha-22:
 
==== Fiantombohany ====
Efa tany amin' ny [[Andro Antenantenany]] no nisy [[Arabo (olona)|Arabo]] sy mpivarotra somaliana miozolmana nanorina sekoly silamo tamin' ny morontsiraka atsinananan' i Madagasikara. Ny [[fanandroana]] arabo no niely manerana ny Nosy fa ny [[Finoana silamo eto Madagasikara|fivavahana silamo]] kosa dia tsy tafapetraka afa-tsy tamin' ny toerana vitsy dia vitsy tany atsimo-atsinanan' i Madagasikara.
 
==== Fielezany ====
Amin' izao fotoana izao dia ny 1%n' ny mponin' i Madagasikara dia Miozolmana ka [[Kômôro|Kômôriana]] sy [[Karàna]] ([[India|Indiana]] sy [[Pakistaney]]) ny ankamaroany dia any amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny [[Mahajanga (faritany)|Faritanin' i Mahajanga]] sy any amin' ny [[Faritanin'Antsiranana|Faritanin' Antsiranana]]<ref><small>[http://features.pewforum.org/muslim-population-graphic/#/Madagascar The Future of the Global Muslim Population - Madagascar] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffeatures.pewforum.org%2Fmuslim-population-graphic%2F%23%2FMadagascar archive]]</small></ref>. I [[Mohammed V (mpanjakan' i Marôka)|Mohammed V]], mpanjakan' i [[Marôka]], izay nialokaloka teto Madagasikara, no nahataona Malagasy sasany ho lasa [[Finoana silamo eto Madagasikara|Silamo]].
 
Nanomboka tamin' ny taona 2010 dia nihanitombo ny [[integrisma miozolmana]] izay vatsian' ny firenena any amin' ny [[Helodrano Persika]] sy avy any [[Pakistàna]] vola. Manahy noho izany ireo Miozolmana mpanaraka ny finoana silamo tranainy sy ny mpandraharaha silamo. Tsara ho marihina koa fa mitombo tanjaka ny [[salafisma]] ao amin' ny Tangoronosin' i Kômôro<ref><small>Renaud Girard, "[http://www.lefigaro.fr/international/2017/10/19/01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php Madagascar, nouvelle terre de conquête des islamistes]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Finternational%2F2017%2F10%2F19%2F01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php tahiry]], ''Le Figaro'', 20/10/2017, p. 17.</small></ref>
 
== Hindoisma eto Madagasikara ==
Andalana faha-34:
 
== Bahaisma eto Madagasikara ==
Isan' ireo fivavahana misy eto Madagasikara ny [[Bahaisma eto Madagasikara|finoana bahay]]. Tonga teto Madagasikara tamin' ny taona 1953 ny mpisava lalana bahay ka niteraka ny fiovam-pinoan'ny Malagasy sasany ho amin' izany finoana izany.
 
== Jodaisma eto Madagasikara ==
Efa miorina eto Madagasikara koa ny fivavahana jiosy na [[jodaisma]] izay miseho amin' ny endriny maro. Mitombo isa noho izany ny [[Jiosy malagasy]] ara-pivavahana.
 
== Fampifangaroana finoana ==
Amin' izao fotoana izao dia mbola misy ireo Malagasy izay [[Sinkretisma|mampirafy finoana]] ka mampifangaro ny fivavahana kristiana na silamo na hafa amin' ny [[Fivavahan-drazana malagasy|fivavahan-drazana]]. Ohatra raha misy maty dia entina any am-piangonana ny razana avy eo rehefa any am-pasana dia atao ny fandevenana manaraka fomban-drazana na antsoina ny mpitondra fiangonana hanome endrika kristiana ny [[famadihana]] <ref><small>Bearak, Barry (5 September 2010). [https://www.webcitation.org/64fFKK5JL?url=https://www.nytimes.com/2010/09/06/world/africa/06madagascar.html "Dead Join the Living in a Family Celebration"]. ''New York Times''. p. A7. ([[Tahiry]])</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==