Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
|}}
 
Ny '''Repoblika Demokratikan' i Kôngô''' dia firenena ao amin' ny faritr' i [[Afrika Afovoany|Afrika afovoany]]. Izy no firenena ao [[Afrika]] ngeza indrindra eo aorian' i [[Sodàna]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa no firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin' ny faritr' i [[Afrika Afovoany|Afrika afovoany]]. Ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô no firenena be olona indrindra ao amin' ny fikambanan' ny firenena miteny frantsay eo alohan' i [[Frantsa]]. Iantsoana azy koa ny hoe '''''Kôngô-Kinshasa''''' mba tsy hifangaroany amin' i [[Kôngô-Brazzaville]]. I Kinshasa no renivohiny, avy eo no niavian' ilay anarana hoe Kôngô-Kinshasa. I [[Zaira]] koa no anaran' io firenena io tamin' ny [[1971]] hatramin' i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demôkratikan' i Kôngô''.
 
== Tantara ==