Fiteny ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] no teny ôfisialin’ ny [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô|Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô]]. MisyNy fiteny tompon-tanyfrantsay miisano fiteny 220ôfisialin' ny aony amin’Repoblika ioDemôkratikan’ firenenai Kôngô. kaNy ny ankamaroan’Repoblika ireoDemôkratikan’ diai [[fitenyKôngô banto]],no nefafirenena nymiteny efatrafrantsay nomisy mponina betsaka nataoindrindra fitenimmaneran-pirenenatany, ifaneraseran’ary tamin'ny mponina,taona 2016 dia nyKôngôley [[fitenymiisa soahily]],37 ny000 [[fiteny000 lingala]],any ho any (47 %n' ny [[fitenymponina) kikôngô]]no arymahay mamaky teny sy manoratra amin' ny [[fitenyteny tsiloba]]frantsay.
 
Misy fiteny tompon-tany (fitenim-poko) miisa 220 ny ao amin’ io firenena ka ny ankamaroan’ ireo dia [[fiteny banto]], nefa ny efatra no natao fitenim-pirenena ifaneraseran’ ny mponina, dia ny [[fiteny soahily]], ny [[fiteny lingala]], ny [[fiteny kikôngô]] ary ny [[fiteny tsiloba]].
 
Ny fiteny soahily  dia tenenin’ny 35 %n’ ny mponina ao amin’ ny Repoblika Demôkratikan’ i Kôngô ao ao amin’ ireo ivontoerana lehibe sy ao amin’ ny faritra atsinanana (Katanga, Nord-Kivu, Sud-Kivu, ary ny faritra atsimo atsianan’ ny faritany Orientale). Ny fiteny lingala dia tenenin’ ny 30 %n’ ny mponina, ao [[Kinshasa]] sy ao amin’ ny faritanin’ i Bandundu, ao amin’ ny faritanin’ i Équateur ary ao amin’ ny faritany Orientale. Ny fiteny kikôngô  izay tenenin’ny 15 %n’ ny mponina, ao Bas-Congo. Ny fiteny tsiloba  izay ampiasain’ ny 15 %n’ ny mponina, ao amin’ ny faritany roa ao Kasaï.
 
Ny [[fiteny anglisy]] kosa dia ampianarina eny amin' ny anjerimanontolo mba hahafaha-misokatra amin' ny tontolo sy hahafaha-manaraka ny fandrosoana sy ny fikarohana.
 
Ny 77 %n' ny mponina mihoatra ny 15 taona dia mahay mamaky teny sy manoratra araka ny antontan'isan' ny UNESCO, ka ny 89 %n' ny lehilahy sy 66 %n' ny vehivavy izany.