Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-17:
Nataon’ i Joany batisa i Jesoa tamin’ ny fanombohany ny asa fanompoany (Mar. 1.9-11). Tsy misy filazana ao amin' ny [[Filazantsara sinoptika|Filazantsara sinôptika]] fa i Jesoa koa nanao batisa. Ao amin' ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Joany]] dia voalaza fa nanao batisa i Jesoa. Naniraka ny [[Apostoly|mpianany]] hitory teny amin’ ny firenena rehetra sy hanao batisa ny olon-drehetra izy mba ho mariky ny fahatongavan’ ny [[Fanjakan'Andriamanitra|fanjakan’ Andriamanitra]] (Mat. 28.19). Araka izany, hatrany amboalohany dia fomba fidirana ho mpikambana ao amin’ ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] ny batisa.
 
Sahala amin’ ny batisan’ibatisan’ i Joany, ny batisa kristiana dia atao ho famelàna ny [[Fahotana|fahotan]]’ny’ ny olona. Tamin’nyTamin’ fahatongavan’iny fahatongavan’ i Jesoa, ny batisa natao tamin’nytamin’ ny rano dia novana ho batisa ao amin’nyamin’ ny [[Fanahy Masina]]. I [[Apostoly Paoly|Paoly]] dia nampianatra fa ny batisa dia fandraisan’nyfandraisan’ ny mino anjara amin’nyamin’ ny fahafatesana sy ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganan’i Kristy ho velona]]. Izany no itiavan' ny fiangonana sasany manao batisa amin’nyamin’ ny andro [[paska]].  [[Sakramenta]] ahazoana [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavana avy amin’nyamin’ ny]] [[Fanahy Masina]] ny batisa (Asa 19.5-6; 1Kor. 12). Ho an' ny Kristiana ny batisa koa dia mariky ny fahafoizana tanteraka izao tontolo izao sy ny asan’ny nofo ary ny ratsy, sady fiombonana ao amin’ny Fanekem-Pihavanana Vaovao ao amin’iamin’ i Kristy.
 
== Ireo endrika anatanterahana ny batisa ==
Andalana faha-26:
Maro ny fiangonana kristiana izay manatanteraka ny fanaovam-batisa ny zazakely. Ny [[Katolisisma|fiangonana katôlika]], ny [[Loteranisma|fiangonana loterana]], ny [[fiangonana nohavaozina]], ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|fiangonana ôrtôdôksa]] sy ny maro hafa dia manatanteraka fanaovam-batisan-jaza.
 
Teo amin' ny tantara dia nanohana izany fanaovana batisa ny zaza izany i [[Ulrich Zwingli|Zwingli]] ka tsy nifanarahany tamin' ny [[Anabatisma|Anabatista]] izany, ka nilazany fa tsy misy lalàna mandrara ny fanaovana izany. Nanazava i [[Zwingli]] fa ny batisa dia famantarana ny fanekem-pihavanana amin' Andriamanitra, ka misolo ny famorana ao amin' ny [[Testamenta Taloha]].
 
==== Ny batisan'ny mino ====
Ny [[batisan'ny mino]] dia fanao kristiana iainan' ny mpino ny fanavaozam-panahy izay anapahany hevitra mba hatao batisa anatsobohana ny vatana anaty rano aorian'ny fanambaràny ny finoany, aorian' ny [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]]. Isan' ireo zavatra amantarana indrindra ny [[kristianisma ara-pilazantsara]] izany. Fanaovam-batisa ny olona efa mpianatra no azo atao ka noho izany dia tsy mety ny manao batisa zazakely izay mbola tsy mahay mino. Ny olon-dehibe noho izany no tokony hatao batisa noho izy efa mahalala ny zavatra inoany.
 
=== Batisan' ny rano sy batisan' ny Fanahy Masina ===
 
==== Batisan' ny Fanahy Masina ====
Ny batisan' ny Fanahy Masina (na batisa ao amin' ny Fanahy Masina) dia ny fiainana ny fanavaozam-panahy izay anaovan' ny [[Fanahy Masina]] batisa ny olona iray. Ao amin' ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsaran' i Matio]] dia voasoratra fa nanao batisa tamin'ny rano i JaonaJoany, nefa nanambara io evanjely io fa ho avy ny fotoana izay hisian'ny batisan' ny Fanahy Masina, izay hotanterahin' ny olona lehibe noho izy. Azon' ny Apostoly tokoa tamin' ny andro [[Pentekosta]] (na PentekôtyPantekôty) izany batisan'ny Fanahy Masina izany, araka ny Asan' ny Apostoly.
 
Ao amin' ireo [[fiangonana evanjelika]] dia miovaova arakaraka ny firehana na ny fikambanana ny atao hoe "''batisan' ny Fanahy Masina''". Mety hiseho amin' ny alanan' ny fanaovana [[fiteny tsy fantatra]] izany, na fahazoana ny iray na maro amin' ireo [[fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavan' ny Fanahy Masina]] miisa valo hafa toy ny fahendrena, ny fahalalana, ny finoana, ny fanasitranana, ny fahagagana, ny faminaniana, ny fahaiza-manavaka fanahy samihafa ary ny fahaizana mandika teny. Aorian' ny batisan' ny rano io batisa io matetika nefa koa mety hiara-miseho aminy na hialoha lalana azy.
 
== Jereo koa ==
* [[Sakramenta]]
*[[Fanasan'ny Tompo|Fanasan' ny Tompo]]
*[[Pentekotisma]]
*[[Batisa ho an'ny maty|Batisa ho an' ny maty]] (môrmônisma)
Ny sakramenta ao amin' ny fivavahana katôlika: