Sakramentan' ny filaharana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sakramenta katôlika sy ôrtôdôksa
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''sakramentan' ny filaharana''' na '''ordinasiona''' dia fihetsika sy teny araka ny litorjia izay ampidirana ao amin' ny filaharan' ny mpanao ny asam-pisoronanana kristiana, izay ankalazain' ny eveka. Ahitana ordinasiona koa ny ao amin' ny fiangonana anglikana sy ny fiangonana loterana nefa tsy mihevitra azy io ho sakramenta. Ao amin' ny fiangonana katôlika sy ôrtôdôksa dia ny [[eveka]] sy ny [[pretra]] ary ny diakra no afaka mandray ny sakramentan' ny filaharana.
 
Amin' ny Katôlika, "Ny Filaharana dia sakramenta izay mahatonga ny fanirahana nankinin’ i Kristy tamin’ ireo apôstôliny hitohy ka ho ampiasaina ao amin’ ny Fiangonana mandra-pahatongan’ ny farandro: ny Filaharana izany no sakramentan’ ny andraiki-panompoana maha-apôstôly. Misy ambaratonga telo izy: ny maha-eveka, ny maha-pretra ary ny maha-diakra.<ref><small>''Katesizin' ny Fiangonana Katôlika'', p. 426.</small></ref>"
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-14:
* Sakramentan' ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]]
* [[Sakramentan' ny filaharana]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==