Kônfirmasiôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fomba kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''konfirmasiona''', ao amin' ny Fiangonana kristiana, dia fomba atao ampahibemaso manome fahafenoana ny fanomezan' ny [[Fanahy Masina]] amin' ny alalan' ny fanamafisana ny famantarana azo tamin' ny [[batisa]] (na batemy).
 
== Konfirmasiona ao amin' ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa ==
Tao amin' ny Fiangonana voalohany dia tanterahina avy hatrany aorian' ny batisa ny konfirmasiona, ary mbola toy izany no fanao ao amin' ireo [[Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]].
 
== Konfirmasiona ao amin' ny Fiangonana katolikakatôlika ==
Amin'ny Fiangonana katolikakatôlika dia [[sakramenta]] ny konfirmasiona. Ankehitriny dia heverina ao amin' ny Fiangonana katolikakatôlika ho manome hery hijoroana vavolombelona sy mahatonga ny Kristiana ho tonga olon-dehibe ny konfirmasiona. Ao amin' ny [[Fiangonana katolika]]katôlika hatramin' ny [[Andro Antenantenany]] dia miovaova ny taon' ny olona atao konfirmasiona, ka eo anelanelan'ny 7 sy 15 taona izany. Hatramin' ny [[Konsily Vatikàna II|Kônsily Vatikàna II]] dia tanterahina amin' ny fotoana maha vanto-jeza ny konfirmasiona. Amin' ny KatolikaKatôlika, amin' ny ankapobeny, dia tanterahina amin' ny alalan' ny fametrahan-tanana (izay midika fampitana ny Fanahy Masina) sy fanosorana menaka (izay midika fidiran'ny herin' Andriamanitra sy mahatonga ny Kristiana ho olom-boahosotra.
 
== Konfirmasiona ao amin' ny Fiangonana protestantaprôtestanta ==
Ny [[Anglikanisma|Anglikana]] sy ny [[Protestantisma|Protestanta]] dia tsy manao ny konfirmasiona ho sakramenta, ny batisa sy ny [[fanasan'ny Tompo]] ([[eokaristia]]) no sakramenta amin' izy ireo. Amin' ny ProtestantaPrôtestanta dia fiarovana ny finoana iantsoana ny tanora ny konfirmasiona mba hanamafisany ny fanekena natao tamin' ny batisa.
 
== Jereo koa ==
Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:
 
* Sakramentan' ny [[batemy]]
 
* Sakramentan' ny [[Eokaristia]]
* Sakramentan' ny [[konfirmasiona]]
* Sakramentan'ny fivalozana sy ny fampihavanana
* Sakramentan' ny [[fanosorana ny marary]]
* Sakramentan' ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]]
* [[Ordinasiona (sakramenta)|Ordinasiona]]