Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fombafombam-pivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sakramenta
Andalana faha-1:
Ny '''Sakramenta Masina''' dia fomba ampitana sy anomezana ny [[Fahasoavana (finoana)|fahasoavan]]' Andriamanitra, izay famantarana (na semboln' ) ny fihavanana eo amin' Andriamanitra sy ny olombelona no sady fitaovana ahatongavana amin' izany. Mandray ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy]] ny olona mandray ny sakramenta.
Fito ny isan' ny sakramenta ao amin' ny Fiangonana katôlika, dia ireto avy:
 
"Ny sakramenta fito no famantarana sy fitaovana izay amin’ ny alalan’ ireo ny Fanahy Masina no mandrotsaka ny fahasoavan’ i Kristy, ilay Loha, ao amin’ ny Fiangonana Vatany. Ny Fiangonana àry no mirakitra sy mampita ny fahasoavana tsy hita maso ambarany"<ref><small>''Katesizin' ny Fiangonana Katôlika'', p. 224.</small></ref>.
# ny [[batemy]], izay manamarika ny fidiran' ny olona iray ao amin'ny fikambanan 'ny Kristiana;
 
# ny [[eokaristia]], izay izarana ny mofo sy ny divay nohamasinin' ny [[pretra]] sady zary vatana sy ran'i Kristy;
Fito ny isan' ny sakramenta ao amin' ny Fiangonana katôlika, dia ireto avy: ny [[batemy]], ny [[eokaristia]], ny [[konfirmasiona]], ny [[Sakramentan'ny fampihavanana|sakramentan' ny fampihavanana]], ny [[fanosorana ny marary]], ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]], ary ny [[Ordinasiona (sakramenta)|ordinasiona]].
# ny [[konfirmasiona]] izay manavao ny fanekana natao tao amin' ny batemy;
 
# ny [[Sakramentan'ny fampihavanana|sakramentan' ny fampihavanana]] (atao hoe [[Sakramentan'ny famelan-keloka|sakramentan' ny famelan-keloka]]) izay ieken' ny mpino ny [[Fahotana|fahotany]] sy angatahany [[Famelan-keloka|famelankeloka]] izay homen' ny pretra azy;
== Ny sakramenta fito ==
# ny [[fanosorana ny marary]] (atao hoe sakramentan' ny marary na fanosorana farany) dia sakramenta natokana ho an' ny marary sy ireo efa ambavahaonan' ny fahafatesana ka atao hanampiana azy hahazaka miaritra ny fahoriana;
 
# ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]], izay mampitambatra ny lehilahy sy ny vehivavy kristiana mba ho mpivady;
=== Ny batemy ===
# ny [[Ordinasiona (sakramenta)|ordinasiona]] izay manome fahefana ny pretra mba hanatanteraka ny asa masina sahaniny, izany hoe hahafahany manome ny sakramenta amin' ny alalan' ny Fiangonana.
Ny '''batemy''' dia fomba andraisana ny olona ho mpikambana ao amin' ny Eglizy katôlika, izay tanterahina amin' ny fampiasana rano natao handena ny loha. Atao amin' ny anaran' ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ary ny [[Fanahy Masina]] ny batemy.
 
=== Ny eokaristia ===
Ny '''eokaristia''' dia fomba anamasinan' ny pretra ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanana izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]].
 
=== Ny konfirmasiona ===
Heverina ho manome hery hijoroana vavolombelona sy mahatonga ny Kristiana ho tonga olon-dehibe ny konfirmasiona. Hatramin'ny [[Andro Antenantenany]] dia miovaova ny taon' ny olona atao konfirmasiona, ka eo anelanelan'ny 7 sy 15 taona izany. Hatramin' ny [[Konsily Vatikàna II]] dia tanterahina amin' ny fotoana maha vanto-jeza ny konfirmasiona. Amin' ny ankapobeny dia tanterahina amin' ny alalan' ny fametrahan-tanana (izay midika fampitana ny [[Fanahy Masina]]) sy fanosorana menaka (izay midika fidiran' ny herin' Andriamanitra sy mahatonga ny Kristiana ho olom-boahosotra).
 
=== Ny sakramentan' ny fampihavanana ===
Ny fampihavanana dia sakramenta manan-tanjona, dia ny famelan' Andriamanitra ny [[Fahotana|fahotan]]' ny olona manao [[fivalozana]]. Atao hoe ''sakramentan' ny kônfesy'' na ''sakrametan' ny famelan-keloka'' na ''sakramentan' ny fampihavanana'' na ''sakramentan' ny fivalozana'' koa ity sakramenta ity.
 
=== Ny sakramentan' ny fanosorana ny marary ===
#Ny sakramentan' ny [[fanosorana ny marary]], izay (atao hoe koa: ''sakramentan' ny marary'' na ''fanosorana farany)'', dia sakramenta natokana ho an' ny marary sy ireo efa ambavahaonan' ny fahafatesana, kaizay anomezan' ny Fanahy Masina azy ireo ny fankaherezana sy ny fiadanan-tsaina ary herim-po handresena ny fahasarotana vokatry ny aretina, atao hanampiana azy hahazaka miaritra ny fahoriana; amin'ny aretina sy ny fahanterana.
 
=== Ny sakramentan' ny fanambadiana ===
#Ny sakramentan' ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]], izayno mampitambatra ny lehilahy sy ny vehivavy kristiana mba ho mpivady;.
 
=== Ny ordinasiona ===
# nyNy [[Ordinasiona (sakramenta)|ordinasiona]] izayno manome fahefana ny diakra sy ny pretra ary ny eveka mba hanatanteraka ny fahefana sy ny asa masina sahaniny, izany hoe hahafahany manome ny sakramenta amin' ny alalan' ny Fiangonana.
 
== Loharano sy fanamarihana ==