Sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Sakramenta |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Pietro Antonio Novelli Sakramente Beichte.jpg|vignette|285x285px|''Ny'' ''Sakramentan' ny fivalozana'', Pietro Antonio Novelli, 1779.]]
Ny '''sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana''' ao amin' ny [[Fiangonana katôlika]] sy ao amin' ny [[Fiangonana ôrtôdôksa]] dia iray amin' ireo [[sakramenta]] fito. Ny tanjon' io sakramenta io dia ny famelan' Andriamanitra ny [[Fahotana|fahotan]]' ny olona manao [[fivalozana]]. Atao hoe ''sakramentan' ny kônfesy'' na ''sakrametan' ny famelan-keloka'' na ''sakramentan' ny fampihavanana'' na ''sakramentan' ny fivalozana'' koa ity sakramenta ity.
|