Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Fitsanganan'i Jesosy ho velona ho Fitsanganan'i Jesoa ho velona i Thelezifor |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Noel-coypel-the-resurrection-of-christ-1700.jpg|vignette|299x299px|''
Ny
Araka ireo [[Evanjely]], taorian'ny nanomboana an'i Jesosy araka ny didin'i [[Pontio Pilato]], sy taorian'ny nahafatesany teo amin'ny [[Hazofijaliana|hazo fijaliana]], dia nalevina i [[Jesosy]]. Roa andro taorian'izany dia hitan'ireo vehivevy namangy ny fasana, indrindra i [[Maria Magdalena]], fa nikodia niala ny vato nanidiana ny fasana izay lasa foana. Niseho tamin'ny mpianany maro i Jesosy taorian'izany, isan'izany ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] (jereo: 1Kor. 15. 5-6).
|