Fiteny kiniaroanda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny ao Roanda
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kiniaroanda''' dia [[fiteny banto]] izay tetenin'ny vahoaka ao amin'ny tapany iray amin'ny faritry ny [[Farihy Lehibe (Afrika)|Farihy Lehibe]] ao Afrika, Fitenim-pirenena izy ao [[Roanda]] ka saika ny vahoaka roandey manontolo no miteny aminy (11 000 000 any ho any), izay ahitana fiovana isam-paritra, indrindra ao avaratra sy ao atsimon'i Roanda. Tenenina ao amin'ny tapany atsimon'i [[Oganda]] sy ao amin'ny tapany avarara-andrefan'i [[Tanzania]] ary ao amin'ny tapany atsinanan'ny [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô]] koa ity fiteny ity. Ny [[fiteny kirondy]] izay tetenina ao [[Borondy]] (misy mpiteny miisa 9 000 000 any ho any) dia fiteny akaiky dia akaiky ny fiteny kiniaroanda, toraka izany koa ny [[fiteny giha]] izay tetenina ao amin'ny faritra andrefana ao [[Tanzania]] (misy mpiteny miisa 1 000 000 any ho any).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny ao Roanda]]
* [[Fiteny banto]]
* [[Baniaroanda]]