Manambaho: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Reniranon' i Madagasikara
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Madagascar rivers.svg|vignette|284x284px345x345px]]
I '''Manambaho''' dia reniranononin' i [[Madagasikara]] ao amin' ny [[faritra Melaky]], ao amin' ny [[faritanin'i Mahajanga]], izay mivarina any amin' ny [[Lakandranon'i Môzambika|Lakandranon' i Mozambika]]. Any amin' ny manodidina an' i [[Tsiroanomandidy]] any afovoan-tany ny misy ny loharanony. Mandalo akaikin' i [[Morafenobe]] izy, ary ny vinany ivarinany any an-dranomasina dia ao atsimon' i [[Tambohorano]]. sy ao avaratr' i [[Maintirano]]. Miova be ny habetsahan' ny rano entiny ao anatin' ny taona ka azo iampitana an-tongotra izy amin' ny main-tany nefa tondraka izy amin' ny fahavaratra.
 
== Jereo koa ==