Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-354:
Mety hifanaraka na hifanohitra amin'ny tonon'andro mifanojo aminy ny andro iray ao amin'ny herinandro. Mifanohitra ny tonon'andro tsara sy ny andro ratsy, na ny tonon'andro ratsy sy ny andro tsara. Mifanaraka kosa ny tonon'andro tsara sy ny andro tsara, na ny tonon'andro ratsy sy ny andro ratsy.
 
Raha mifanojo ny andro tsara (ohatra, ny Alakamisy) sy ny tonon'andro tsara (ohatra, ny Adijady) dia tsara indrindra io fotoana io. Raha mifanojo ny andro ratsy (ohatra, ny Alarobia) sy ny tonon'andro ratsy (ohatra, ny Adalo) dia ratsy tanteraka izany fotoana izany ka tokony tsy amin'io no hanaovan-javatra, sarotsarotra ny [[fanalana faditra]] syna ny [[fanalana vintana]]. Na dia tsara aza ny tonon'andro (ohatra, ny Adijady) nefa mifanojo amin'ny andro heverina fa andro ratsy (ohatra, ny Alarobia) dia foanana ny zavatra hatao na atao ihany fa ialohavan'ny fanalam-paditra. Na dia tsara koa aza ny andro (ohatra, ny Alakamisy) nefa ratsy ny tonon'andro (ohatra, ny Adalo) dia aleo ajanona ny zavatra tokony hatao na tenterahinatanterahina ny fanalana vintana.
 
==== Alakamisy ====