Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Andalana faha-10:
== Ny eskatolojian'ny jodaisma sy kristianisma ==
 
=== Ny eskatolojia ao amin'ny BaibolyTestamenta Taloha ===
 
==== Ny eskatolojia ao amin'ny Testamenta Taloha ====
Ahitana andalana momba ny eskatolojia ny ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], indrindra ny ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] (Is. 24-27; 56-66), ao amin'ny [[Bokin'i Joela]] (na Jôely) ary ny [[Bokin'i Zakaria]] (Zak. 9-14), ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (na Daniely) ary ao amin'ny [[Bokin'i Mika]] (na Mikea) sy ny [[Bokin'i Amosa]] sy ny [[Bokin'i Zefania]] (na Sôfônia) ary ny [[Bokin'ny Salamo]].
 
Ao amin'ny Testamenta Taloha, ny eskatolojia dia miompana amin'ny fiandrasana ny [[Mesia]]. Ny fiverenany ety an-tany dia hiaraka amin'ny [[fitsarana farany]] sy ny [[famonjena]] an'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] sy i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]]. Hisy famaizan'Andriamanitra hahazo ireo tsy nanaraka ny didiny. Hitsara ny vahoakany Andriamanitra (Salamo 96.13; Mika 6.1-3; Isaia 43.1-6) nefa izy ihany koa no mpanjakany (Isaia 51.11) sy mpiandry (Mika 4.6) ary mpanavotra azy (Isaia 51.11). Amin'ny [[Andron'i Iahveh]] (na Andron'i Jehovah) (Zefania 1.14-16) no hanovana izao rehetra izao sady hiavian'ny [[paradisa]]. Izany Andron'i Iahveh izany dia andro maizina (Amosa 5.18-49). Misy olo-marina vitsy ho vonjena amin'ny fahatezeran'Andriamanitra izay ho mponina ao amin'i Israely vaovao (Amosa 3.12; Isaia 28.5). Amin'ny lahatsoratra hafa dia amin'io Andron'i Iahveh io no hiverenan'i [[Mosesy]] (na [[Môizy|Moizy]]) na i [[Davida (Baiboly)|Davida]] na i [[Elia]] indray.
 
==== Ny eskatolojia ao amin'ny Testamenta Vaovao ====
Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia betsaka ihany koa ny andalan-tsoratra masina mahakasika ny eskatolojia, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Vaovao Mahafaly araka an'i Matio]] sy ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsan'i Joany]]. Isan'izany ny fanoharana ny amin'ny Ondry sy ny Osy (Mat. 24). Ireo [[epistily]] koa dia miresaka ny amin'ny andro farany.
 
Ao amin'ny Testamenta Vaovao dia miendrika fiambenana ny fiandrasana eskatolojika. Tokony hiambina sy hivavaka ny mpanara-dia an'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] satria akaiky ny fitsarana. Ao amin'ny Testamenta Vaovao amin'ny teny grika dia fampiasa ny teny hoe ἔσχατος / ''eskhatos'' hiresahana ny [[Fiavian'i Kristy fanindroany|fiavian'i Kristy]] ety an-tany fanindroany izay ho fanombohan'ny farany. Nampianatra i Jesosy nandritra ny fotoana nanatanterahany ny asany sy tamin'ny fotoana niakarany tany an-danitra fa hiverina indray ka hitsara ny velona sy ny maty. Ny [[Apokalipsan'i Joany]] dia manoritsoritra tanteraka ny fiafaran'izao tontolo izao, ny adin'ny Tsara amin'ny herin'ny Ratsy, sy ny hiverenan'i Jesosy Kristy ary ny [[fitsarana farany]].
 
Mbola miafina amin'izao ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] (Matio 13). Hoavy indray i Jesosy hitsara ny velona sy ny maty ka izany no atao hoe [[parosia]] (fisehoana fenon'Andriamanitra amin'ny olona rehetra)<ref><small>Amin'ny Vavolombelon'i Jehovah ny parosia dia tsy fisehoana fa fanatrehana ka efa manatrika izao i Jesosy Kristy na dia tsy hitan'ny maro aza.</small></ref>. Handrasana izany andro hiavian'ny mpamonjy sady Tompo izany ([[Epistily ho an'ny Filipiana|Filipiana]] 3.20).
 
=== Ny eskatolojia ao amin'ny jodaisma ===
Ligne 37 ⟶ 28 :
 
=== Eskatolojia ao amin'ny kristianisma ===
==== Ny eskatolojia ao amin'ny Testamenta TalohaVaovao ====

==== Fivoasan'ny fiangonana kristiana ny voasoratra ao amin'ny Baiboly ====
Ho an'ny Kristiana dia misy zava-mitranga telo izay tokana ihany amin'Andriamanitra, dia: