Faritanin' i Toliara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:MadagascarToliara.png|ankavanana|200px|thumb|Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)]]
Ny '''Faritanin' i Toliara''' dia anisan' ireo faritany enina eto [[Madagasikara]]. Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny [[nosy]] no misy azy; misy ny [[seranan-tsambo]] ao amin' ny [[lakandranon'i Mozambika]].
 
Ny anarana hoe ''Toliara'' dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny [[fanagasiana]] tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara.
 
== Ny fizarany ==