Faritanin' Antsiranana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Madagascar - Antsiranana.svg|vignette|Faritanin'Antsiranana ao avaratr'i Madagasikara|432x432px]]
Ny '''Faritanin' Antsiranana''' dia iray amin' ireo faritany enina eto [[Madagasikara]] izay manana velarana mirefy 43 406 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Misy mponina 1 465 606 izy tamin' ny taona 2011. Eo amin' ny 34 mponinamp<abbr>/km<sup>2</sup></abbr> I ny hakitroky ny mponina. I [[Antsiranana]] na Diego-Suarez ny renivohiny. Misy faritra roa ny ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, dia ny [[Faritra Diana]] sy ny [[Faritra Sava]].
 
Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin' ny [[faritra Diana]] no misy ny [[distrikan'Ambanja]], [[Distrikan'Ambilobe|Ambilobe]], [[Distrikan'Antsiranana I|Antsiranana I]], [[Distrikan'Antsiranana II|Antsiranana II]], ary [[Distrikan'i Nosy Be|Nosy Be]]; ao amin' ny [[faritra Sava]] no ahitana ny [[distrikan'Andapa]], [[Distrikan'Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Sambava|Sambava]] ary [[Distrikan'i Vohimarina|Vohimarina]].
 
== Jereo koa ==