Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Chongkian (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
gallery added
Andalana faha-58:
 
Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin'i Taiwan. Tononin'ny Taiwaney hoe Repoblikan'i Sina ny tenany ; miteny hoe sinoa ny taiwaney fa manao fahaleovantena ara-politika (tsy manaiky ny ''communisme'' ny sinoa mipetraka any Taiwan). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin'ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary miteny ihany ny fitondran'ny Taiwan hoe firenena ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Tsy miaiky ny Fikambanana internasiolany hoe firenena manana fahaleovantena ny Taiwan (ohatra ny UN). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin'i Taiwan. Nanao fehezan-kevitra ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina mba hitsofoka amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina ny Repoblikan'i Sina <ref>Hevitr'i Deng Xiao Ping</ref>, fa tsy neken'ny fitondranan'i Repoblikan'i Sina io fehezan-kevitra io hatramin'izao.
 
<br><gallery class=center caption="Repoblika Entim-bahoakan'i Sina - 中华人民共和国 - China">
Beijing-Verbotene Stadt-Halle der zentralen Harmonie-02-gje.jpg|Beijing
China-Grosse Mauer-164-2012-gje.jpg|Great Wall of China
Dazu-Baoding Shan-300-No21-2012-gje.jpg|Dazu, Baoding Shan
Li-Flussfahrt-158-Flotte-2012-gje.jpg|Li river
Yangshuo-Markt-10-2012-gje.jpg|Yangshuo
Longmen-Grotten-10-2012-gje.jpg|Luoyang, Longmen grottoes
Xian-Terrakotta-Armee-54-2012-gje.jpg|Xi'an, Terracotta Army‎‎
Shanghai-Pudong-16-2012-gje.jpg|Shanghai
</gallery>
 
== Tontolo iainana sy ny fiovan'ny toetr'andro ==