Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-39:
== Tetiandro miozolmana ==
[[Sary:Yennayer.jpg|vignette|204x204px]]
Ao amin'ny [[tetiandro miozolmana]], ny iray [[Volana (fotoana)|volana]], izay mitovy amin' ny fitsingerenan' ny [[Volana]] amin' ny Tany, dia misy 29 na 30 andro ary ny iray taona misy 354 na 355 andro. Ny fanombohan' ny volana tsirairay dia mifanandrify amin' ny fotoan' ny tsinam-bolana hitan' ny maso. Ny taona 1 amin' ny tetiandro miozolmana dia mifanandrify amin' ny taona 622 taor. J.K. amin' ny [[tetiandro gregoriana]] ary ny andro voalohany dia mifanandrify amin' ny 15 na 16 Jolay tamin' io taona 622 io. Atao hoe التقويم الهجري‎ / ''at-taqwīm al-hijrī'' io tetiandro io amin' ny teny arabo. Andro voalohany amin' ny volana ''[[Moharamo|Muharram]]'' izany. Io no andro voalohany tamin' ny fifindrà-monin'ny mpaminany [[Mohamady]] sy ireo mpanaraka azy avy ao [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] hankany Iatriba (tanàna fantatra amin' ny anarana hoe Madîna amin' izao fotoana izao). Izany fifindrà-monina izany no atao hoe ''Hiǧrah'' (هجرة) amin' ny teny arabo.
 
Ireto avy ny anaram-bolana ao amin' ny tetiandro miozolmana:
Andalana faha-55:
* ''[[Dhu al Qidah]]'' na ''Dhu'l-Qa'dah'' (ذو القعدة)
* ''[[Dhu al-Hijja]]'' (ذو الحجة).
Ny Ramadany dia volana fahasivy ao amin' ny tetiandro miozolmana. Io ihany ny anaram-bolana hita ao amin' ny boky [[Kor'any]]. Ho an' ny mpino silamo dia io no volana tsara indrindra. Volan' ny falala-tanana ny Ramadany, satria rehefa mifarana izy dia mizara ho an' ny mahantra ny mpino, izany no atao hoe ''zakât al-fitr''. Volana ahatsiarovana zava-niseho maro teo amin' ny tantaran' ny [[finoana silamo]] koa ny Ramadany.
 
== Ny sampana lehiben' ny fivavahana silamo ==