Betsiboka (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
| sary = Madagascar-Betsiboka Region.png
}}
Ny '''Faritra Betsiboka''' dia iray amin' ireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga no misy azy, any amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara. Mifanefitra tany amin' ny [[Faritra Boeny]] ao avaratra izy, ny [[Faritra Sofia]] ao avaratra atsinanana, ny [[FariraFaritra Alaotra-Mangoro]] ao atsinanana, ny [[Faritra Analamanga]] sy ny [[Faritra Bongolava]] ao atsimo, ary ny [[Faritra Melaky]] ao andrefana izy. Ny renivohitry ny faritra dia i [[Maevatanana]]. Tamin'ny taona 2004 Ddia nisy mponina miisa 236 500 eo ho eo ny faritra. Manana velarazn-tany mirefy 30 025 km². Izy no faritra vitsy mponina indrindra eto amin' ireo faritra eto Madagasikara.
 
Ireto ny distrtika ao amin' ny Faritra Betsiboka: