Betsiboka (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Betsiboka (renirano) ho Betsiboka (faritra) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
| sary = Madagascar-Betsiboka Region.png
}}
Ny '''Faritra Betsiboka''' dia iray amin' ireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga no misy azy, any amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara. Mifanefitra tany amin' ny [[Faritra Boeny]] ao avaratra izy, ny [[Faritra Sofia]] ao avaratra atsinanana, ny [[Farira Alaotra-Mangoro]] ao atsinanana, ny [[Faritra Analamanga]] sy ny [[Faritra Bongolava]] ao atsimo, ary ny [[Faritra Melaky]] ao andrefana izy. Ny renivohitry ny faritra dia i [[Maevatanana]]. Tamin'ny taona 2004 Ddia nisy mponina miisa 236 500 eo ho eo ny faritra. Manana velarazn-tany mirefy 30 025 km². Izy no faritra vitsy mponina indrindra eto amin' ireo faritra eto Madagasikara.
'''Betsiboka''' dia renirano any amin ny faritra avaratr'i [[Madagasikara]], mivarina any [[Mahajanga]] any amin ny vavaranon ny Bombetoka.
Misongadina izy noho ny lokondranony mena, vokatry ny fiangonanan'ny potika vatolampy miloko mena voasary.
 
Ireto ny distrtika ao amin' ny Faritra Betsiboka:
 
·        [[Distrikan'i Kandreho]]
[[Image:Betsiboka.jpg|ankavia|thumb|Renirano Betsiboka]]
 
Misy fitrangana fikaohan-tany tsikaritra any amin ny faritra avaratra andrefan'i Madagasikara, vokatry ny fanapahana ny hazo any an'ala ho an'ny fambolena sy ny fiompiana nadritry ny 50 taona lasa. Ny renirano Betsiboka dia azo hivoizan'ny sambo mahazaka hatramin ny 20 taonina hatrany [[Ambato-Boeny]].
·        [[Distrikan'i Maevatanana]]
 
·        [[Distrikan'i Tsaratanana]]
 
 
 
[[Image:Betsiboka.jpg|ankavia|thumb|Renirano Betsiboka]]
 
== Jereo koa ==