Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-42:
}}
 
Ny '''Malawi''' dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i [[Afrika]], eo anelanelan'i [[Mozambika]], nyi [[Zambia]], ary nyi [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelon'i [[Afrika]] amin'ny velarantaniny, ampadimin'ny velarantan'i Malawi ny ny farihy Malawy ary betsaka ny renirano manary ao.
 
Ny fiavian'ny anarana hoe ''Malawi'' (avy amin'ny anaran'ny farihy, amin'ny [[fiteny banto]]) dia tsy mazava tsara ; lazaina fa avy amin'ny mponina any atsimon'i Malawi na lazaina fa maneho ny hazavan'ny masoandro rehefa miposaka eo amin'ny farihy (eo amin'ny sainam-pirena).