Andry dimin' ny finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanao fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny '''andry dimin’nydimin’ ny finoana silamo''' dia adidy miisa dimy izay tsy manitsy tanterahin’nytanterahin’ ny [[Finoana silamo|mpino silamo]]. Atao hoe ''arkān'' izany amin’nyamin’ ny [[teny arabo]]. Ireto avy izy ireo: 1. Manonona ny [[fiekem-pinoana]] na ''shahada''; 2. Manatateraka ireo vavaka dimy fanao isan’andro (''salat'') izay ialohavan’ny fidiovana (ablution) ; 3. Mifady hania amin’ny volana [[Ramadany]] (''sawm'') ; 4. Manao asa fiantrana (''zakat''); 5. Manatanteraka [[fivahiniana masina]] (''hadj'') any amin’ny tanàna masin’i [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]], amin’ny fotoana maha afaka ara-batana sy ara-bola ny mpino. Ny Sonita no tena manaja ireo isa dimy ireo ka tsy anampy andry hafa.
 
* manonona ny [[fiekem-pinoana]] na ''shahada'';
Amin’ny ankamaroan’ny firenena silamo dia tsy voasazy ny mpino raha tsy mahatateraka manontolo ireo zavatra dimy tsy maintsy atao ireo. Nefa amin’ny firenena na fanjakana sasany, ny fandavana ampahibemaso ny maha manan-danja na ny maha zava-dehibe ireo andry dimy ireo dia heverina ho [[fandavana ny finoana]] ka mahavoaheloka ho faty.
* manatateraka ireo vavaka dimy fanao isan’andro (''salat'') izay ialohavan’ ny fidiovana;
* mifady hania amin’ ny volana [[Ramadany]] (''sawm'');
* manao asa fiantrana (''zakat'');
* manatanteraka [[fivahiniana masina]] (''hadj'') any amin’ ny tanàna masin’ i [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]], amin’ ny fotoana maha afaka ara-batana sy ara-bola ny mpino.
 
Ny Sonita no tena manaja ireo isa dimy ireo ka tsy manampy andry hafa.
Manaja ireo andry dimy ireo ny Sonita izay maro an'isa, fa ny sampana hafa dia mitsipala izany, ka isan'izay ny [[Karijisma|Karijita]] sy ny vondrona vitsy an'isa [[Siisma|siita]] hafa. Tsy voafetran'ireo dimy ireo ny zavatra tsy mantsy ataon'ny [[Sonisma|Sonita]], nefa ny fampiharana azy ireo dia tsy azo ialana.
 
Amin’nyAmin’ ankamaroan’nyny ankamaroan’ ny firenena silamo dia tsy voasazy ny mpino raha tsy mahatateraka manontolo ireo zavatra dimy tsy maintsy atao ireo. Nefa amin’nyamin’ ny firenena na fanjakana sasany, ny fandavana ampahibemaso ny maha manan-danja na ny maha zava-dehibe ireo andry dimy ireo dia heverina ho [[fandavana ny finoana]] ka mahavoaheloka ho faty.
== Ny fiavan'ireo andry dimin'ny finoana silamo ==
Ny nandraiketana ny isan'ireo andry ireo ho dimy dia mampahatsiahy ny voasoratra ao amin'ny hadita hoe "Miorina amin'ny andry dimy ny finona silamo"<ref><small>Rapporté par al-Bukhârî (1/49) (<abbr>no</abbr> 8) et Muslim (1/45)(<abbr>no</abbr> 1) d'après Abu 'Abd ar-Rahman 'Abdullah ibn 'Omar.</small></ref>.
 
Manaja ireo andry dimy ireo ny Sonita izay maro an' isa, fa ny sampana hafa dia mitsipalamitsipaka izany, ka isan' izay ny [[Karijisma|Karijita]] sy ny vondrona vitsy an' isa [[Siisma|siita]] hafa. Tsy voafetran' ireo dimy ireo ny zavatra tsy mantsy ataon' ny [[Sonisma|Sonita]], nefa ny fampiharana azy ireo dia tsy azo ialana.
Ny Miozolmana rehera dia tokony hanaja ireo zavatra tsy maintsy atao amin'ny fanompoam-pivavahana izay azo omena ny anarana hoe "andrin'ny finoana silamo" ([[Fiteny arabo|arabo]] : أركان الإسلام / ''arkān al-Islām'')<ref><small>"[http://www.oxfordislamicstudies.com/article/opr/t125/e1859 Pillars of Islam]", ''The Oxford Dictionary of Islam'', Éd. John L. Esposito, Oxford Islamic Studies Online, 6 août 2016. ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.oxfordislamicstudies.com%2Farticle%2Fopr%2Ft125%2Fe1859 Tahiry])</small></ref>. Avy ao amin'ny [[Kor'any]] irao didy ireo nefa ny fametrahana azy dia nandeha tsikelikely andritra ireo taonjato voalohany nisian'ny fivavahana silamo. Ohatra amin'izany ny endriky ny ''Shahada'' izay nivoatra taorian'ny nahafatesan'i [[Mohamady]] <ref><small>Édouard-Marie Gallez'', Le messie et son prophète'', Aux origines de l'islam, Éditions de Paris, vol. 1, <abbr>p.</abbr> 488.</small></ref> sy ny endika sasn'ny ''Salat'' izay mbola niadian-kevitra taminy taonjato faha-4. Amin'i Amir-Moezzi dia manam-piaviana [[Manikeisma|manikeana]] ny efatra amin'ireo andry dimy ireo, afa-tsy ny maha tokana an' Adriamanitra<ref><small>"[http://www.lemondedesreligions.fr/savoir/le-coran-silencieux-et-le-coran-parlant-30-11-2011-2045_110.php Le Coran silencieux et le Coran parlant]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lemondedesreligions.fr%2Fsavoir%2Fle-coran-silencieux-et-le-coran-parlant-30-11-2011-2045_110.php tahiry]], ao amin'ny www.lemondedesreligions.fr (nozahana tamin'ny 12 Avrily 2018)</small></ref>.
 
== Ny fiavan' ireo andry dimin' ny finoana silamo ==
Ny nandraiketana ny isan' ireo andry ireo ho dimy dia mampahatsiahy ny voasoratra ao amin' ny hadita hoe "Miorina amin' ny andry dimy ny finona silamo"<ref><small>Rapporté par al-Bukhârî (1/49) (<abbr>no</abbr> 8) et Muslim (1/45)(<abbr>no</abbr> 1) d'après Abu 'Abd ar-Rahman 'Abdullah ibn 'Omar.</small></ref>.
 
Ny Miozolmana reherarehetra dia tokony hanaja ireo zavatra tsy maintsy atao amin' ny fanompoam-pivavahana izay azo omena ny anarana hoe "andrin' ny finoana silamo" ([[Fiteny arabo|arabo]] : أركان الإسلام / ''arkān al-Islām'')<ref><small>"[http://www.oxfordislamicstudies.com/article/opr/t125/e1859 Pillars of Islam]", ''The Oxford Dictionary of Islam'', Éd. John L. Esposito, Oxford Islamic Studies Online, 6 août 2016. ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.oxfordislamicstudies.com%2Farticle%2Fopr%2Ft125%2Fe1859 Tahiry])</small></ref>. Avy ao amin' ny [[Kor'any]] iraoireo didy ireo nefa ny fametrahana azy dia nandeha tsikelikely andritranandritra ireo taonjato voalohany nisian' ny fivavahana silamo. Ohatra amin' izany ny endriky ny ''Shahada'' izay nivoatra taorian' ny nahafatesan' i [[Mohamady]] <ref><small>Édouard-Marie Gallez'', Le messie et son prophète'', Aux origines de l'islam, Éditions de Paris, vol. 1, <abbr>p.</abbr> 488.</small></ref> sy ny endikaendrika sasnsasan' ny ''Salat'' izay mbola niadian-kevitra taminytamin' ny taonjato faha-4. Amin' i Amir-Moezzi dia manam-piaviana [[Manikeisma|manikeana]] ny efatra amin' ireo andry dimy ireo, afa-tsy ny maha tokana an' Adriamanitra<ref><small>"[http://www.lemondedesreligions.fr/savoir/le-coran-silencieux-et-le-coran-parlant-30-11-2011-2045_110.php Le Coran silencieux et le Coran parlant]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lemondedesreligions.fr%2Fsavoir%2Fle-coran-silencieux-et-le-coran-parlant-30-11-2011-2045_110.php tahiry]], ao amin'ny www.lemondedesreligions.fr (nozahana tamin'ny 12 Avrily 2018)</small></ref>.
 
== Ny fiavan'ireo andry dimin' ny finoana silamo ==
 
=== Ny fiekem-pinoana na ''Shahâda''===
Ny andry voalohan’nyvoalohan’ ny finoana silamo dia ny [[fiekem-pinoana]] izay atao hoe ''Shahâda'' (teny arabo: ٱلشَّهَادَة / ''aš-šahāda'').
 
Izao ny endriky ny Shahada ao amin' ny [[sonisma]]:
 
أَشْهَدُ أَنْ لَا إِلَٰهَ إِلَّا ٱللَّٰهُ وَأَشْهَدُ أَنَّ مُحَمَّدًا رَسُولُ ٱللَّٰهِ
Ligne 23 ⟶ 31 :
("Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary mijoro vavolombelona aho fa i Mohamady no Irany".).
 
Toy izao kosa ny endriny ao amin' ny [[siisma]]:
 
أَشْهَدُ أَنْ لَا إِلَٰهَ إِلَّا ٱللَّٰهُ وَأَشْهَدُ أَنَّ مُحَمَّدًا رَسُولُ ٱللَّٰهِ وَأَشْهَدُ أَنَّ عَلِيًّا وَلِيُّ ٱللَّٰهِ
Ligne 31 ⟶ 39 :
("Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary mijoro vavolombelona aho fa i Mohamady no Irany ary i Ali no mpisolo azy.).
 
Izany fiekem-pinoana izany, izay ambara rehefa miova ho amin’nyamin’ ny fioana silamo ny tena, na tononina farany eo am-pialana aina, dia tokony ataon’nyataon’ ny Miozolmàna rehetra ampahibemaso fara-fahavitsiny indray madeha ao amin’nyamin’ ny androm-pianany. Ny fanonona ny shahada''Shahada'' dia tsy fanamnatànafanamantàrana fotsiny ny maha Miozolmàna, indrindra amin’nyamin’ ny fotoana iovana ho mozolmàna, fa maneho koa mpahany amin’nyamin’ ny fiantsoana hivavaka (''Adhân'').
 
Manana fanambaràm-pinoana maro somary sarotsarotra koko, izay niseho taty aorina, ny finoana silamo,. Ankoatr’izanyAnkoatr’ izany dia tsy misy ny fanambaràm-pinoana tokana filamarafilamatra izay manam-pahefana satria tsy misy vondrona teny finoana (dôgma) tokana ayao filamatra ny ao amin’ioamin’ io fivavahana io. Ny [[Siisma|Siita]] amin’ny ankapobeny, ohatra, dia manampy ny fehezanteny hoe ''“wa Ali Wali Allah”'' (izay midika hoe “ary i Ali no sakaizan’i Allah”).
 
Tononina eo an-tsofin' ny zaza vao teraka koa ny Shahâda ary ny olona efa ho faty dia tokony hanonona azy alohan' ny hialany aina. Isan' ny atao hoe ''Adhân'' (arabo: أَذَان "antso") izay ataon' ny ''Mu'adhdhin'' (arabo: مؤذّن "mpiantso") izy, dia ilay fiantsoana ny mpino atao eny amin' ny ''mi'dhana'' (''"''tilikambo fiantsoana") mba ho tonga hivavaka.
 
=== Ny vavaka na ''Salat''===
Ny vavaka na ''Salat'' ([[teny arabo]]: صلاة / ''ṣalawāt'') no andry faharoa ao amin’nyamin’ ny finoana silamo. Atao hoe نماز / ''namaz'' ([[Fiteny persana|teny persana]]) koa izany any [[Iràna]], any [[India]] ary any [[Torkia]]. Ny vavaka no ahafahan’nyahafahan’ ny mpino silamo manambara tsy misy mpanelanelana ny fitsaohany an’ Andriamanitra. Isan’androIsan’ andro dia tokony manatanteraka ireony vavaka dimy tsy maintsy atao ny mpino. Tsy atao anefa izy ireo raha tsy efa vita ny fombafomba fidiovana ary misy filaharana tsy maintsy arahina amin’nyamin' fizarazaràn’nyny fizarazaràn’ ny andro voafaritra mazava tsara:
 
* alohan’nyalohan’ hiposahan’nyny hiposahan’ ny masoandro (صلاة الفجر / ''ṣalāt al-faǧr'' "vavaka alina"),;
* amin’nyamin’ mitataovovona''na''ny mitataovovonana (صَلَاة ٱلظُّهْر / ''Ṣalāt aẓ-Ẓuhr;'' "vavaka antoandro"),;
* eo antenantena’nyantenantenan’ ny tolakandro (صلاة العصر / ''ṣalāt al-ʿaṣr'', "vavaka tolakandro),;
* vantany vao milentika ny masoandro (صلاة المغرب / ''ṣalāt al-maġrib'' "vavaka amin'ny filentehan'ny masoandro")'';
* alohan’nyalohan’ ny misasakalina (Aصلاة العشاء / ''ṣalāt al-ʿišā''ʾ"vavaka alina").
 
Ny [[Siisma|Siita]] dia mamela malalaka ny fanambarana ny vavaka tokony atao amin’nyamin’ ny mitataovovonana sy ny tolakandro, toraka izany koa ny vavaka alohan’nyalohan’ fiposahan’nyny fiposahan’ ny masoandro sy ny misasakalina, ka afaka mivavaka in-telointelo fotsiny isan’androisan’ andro izy ireo. Na aiza na aiza no anaovana ny vavaka dia tsy maintsy misy fomba fitoetra atao miaraka aminy, dia ny mitsangana mitodina mankany amin’nyamin’ ny [[Kaaba]] sy miondrika ary mandohalika araka ny fombafomba voafaritra mazava tsara.
 
=== Ny fiantrana ny tsy manana na ''Zakat''===
Andry fahatelo ny fiantrana ny tsy manana, izay atao hoeamin' ny teny (arabo: hoa زَكَاة / Z''akāt,'' (midika hoe “fanadiovana”) izay ahafahana manadio ny harena azon’nyazon’ ny mpino, sady miaro azy amin’nyamin’ ny fitiavam-bola tafahoatra, amin’nyamin’ ny fitsiriritana ary amin' ny faniriana tafahoatra. Izany fiatrana izany dia azo alaina isan-taona amin’nyamin’ ny vokatry ny fambolena na ny fiompiana na ny vato saro-bidysarobidy na ny vola, dia amin’ireoamin’ ireo izay  manana harena mihoatra ny ampy tokony hahafahany mivelona soa aman-tsara ary izay tsy manana trosa mihoatra ny eo am-pelan-tanany. Amin’nyAmin’ ankamaroan’ireony ankamaroan’ ny firenena miozolmana dia lasa asa fiantrana an-tsitrapo ny ''zakat'' hohomena an’nyny mahantra, sady ho an’ireohomena an' ireo vao avy niova ho amin’nyamin’ ny finoana silamo sy ho an’ireoan’ ireo bokan-trosa sns.
 
Nanomboka tamin’nytamin’ fiafaran’nyny fiafaran’ ny [[Andro Antenantenany]] dia nampanangona hetra tamin’nytamin’ alakan’ireony alalan’ ireo mpahay lalanany ireo Siita natanjaka sy nanjaka, amin’nyamin’ ny maha solon-tenan’nytenan’ ny imam azy ireo.  
 
=== Ny fifadian-kanina na ''Sawm''===
Andry fahefatra ao amin’nyamin’ ny finoana silamo ny fifadian-kanina, izay atao amin' ny teny arabo hoe صَوم / ''ṣawm.'' Voasoratra ao amin’nyamin’ ny [[Kor'any]] izany ao amin’nyamin’ ny Soràta 2.183. Mandritra ny volana [[Ramadany]] no tsy maintsy anaovana izany ka ireo Miozolmana olon-dehibe sy salama tsara no didiana hanao azy. Manombola amin’nyamin’ ny magiran-dratsy ka hatramin’nyhatramin’ filentehan’nyny filentehan’ ny masoandro dia tsy azon’nyazon’ ny mpifady haniahanina atao ny misotro zavapisotro sy ny mihinana sakafo ary ny manao firaisana amin' ny vady. Ny marary sy ny vehivavy mampinono dia tsy terena hifady hanina, nefa asaina mifady hanina hanonitra izany amn’nyamin’ ny fotoana hoavy.
 
=== Ny fivahiniana masina mankany Maka na ''Hadj''===
Andry fahadimy ao amin’nyamin’ ny finoana silamo ny [[fivahiniana masina]], izay atao amin' ny teny arabo hoe حَجّ / ''Hadj''. Ny ''Hadj'' no manan-danja indrindra amin’ireoamin’ ireo fivahiniana masina roa mankany [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]]. Ny lehilahy sy ny vehivavy miozolmana salama tsara rehetra dia tokony hanao fivahiniana masina indray mandeha amin’nyamin’ ny fotoana ahavelomany, raha tahiny ka ampy ny hoenti-manana ara-bola hiatrehana izany. Tsy mitovy amin’nyamin’ ny “fivahiniana masina kely” izay atao any Maka ihany koa, izay atao hoe ''Umra'', ny ''Hadj'' izay azo atao amin’nyamin’ ny fotona sasany voafatritra mazava: amin’nyamin’ ny volana fahafolo no manomboka ireo lanonana isam-batanolona voalohany, izay andehanana impito manodidina ny [[Kaaba]] sy impito eo anelanelan’nyanelanelan’ ny tendrombohitra Safa sy ny tendrombohitra Marwa;. avyEo eo;anelanelan’ eo anelanelan’nyny andro faha-9 sy fgaha-12 amin’nyamin’ ny volana faha-12 (volana ''dhul al-Hijja''), ny lanonana iarahan’nyiarahan’ ny besinimaro izay ivorian’nyivorian’ ny mpanao fivahinina masina rehetra, ao amin’nyamin’ ny lohasaha manatrika ny tendrombohitra Mina tsy lavitra an’ian’ i Maka, izay naovana [[sorona]] biby fiompy. Ireo izay manatanteraka ny ''Hadj'' dia afaka mametraka ny anaram-boninahitra hoe “''Hadj''” eo alohan’nyalohan’ ny anarany.
 
== Loharano sy fanamarihana ==