Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-67:
 
== Ny andry dimin' ny finoana silamo ==
Ny [[Andry dimin’nydimin'ny finoana silamo|andry dimin’ ny finoana silamo]] dia adidy miisa dimy izay tsy maintsy tanterahin’ ny mpino silamo. Atao hoe ''arkān'' izany amin’ ny [[teny arabo]]. Ireto avy izy ireo: 1. manonona ny [[fiekem-pinoana]] na (''shahada)''; 2. manatanteraka ireo vavaka dimy fanao isan’ andro (''salat'') izay ialohavan’ ny fidiovana manaraka fombafomba; 3. mifady hanina amin’ ny volana [[Ramadany]] (''sawm''); 4. manefa ny asa fiantrana (''zakat''); 5. manatanteraka [[fivahiniana masina]] (''hadj'') any amin’ ny tanàna masin’ i [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] amin’ny fotoana maha afaka ara-batana sy ara-bola ny mpino.
 
=== Ny fiekem-pinoana na ''Shahâda'' ===