Jiosy igbô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Rabbis Howshua Amariel and Hi Ben Daniel.jpg|vignette|265x265px]]
Ny J'''iosy igbo''' na '''Jiosy ibo''' dia isan'ny foko igbo ao [[Nizeria]] izay manaraka ny [[fivavahana jiosy]] sady milaza ny tenany fa tavy amin'ny fifindra-monin'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] sy ny [[Jiosy]] taty aoriana, avy tany [[Afrika Avaratra]] sy tany Egipta ka nankany [[Afrika Andrefana]]. Ny [[lovantsofina]] ao amin'ireo Igbo ireo dia mitantara fa io fifindra-monina io dia niseho tany amin'ny 1500 taona tany aloha. Ny ankamaroan'ny Jiosy anefa dia tsy mihevitra ny Igbo ho tena Jiosy.