Al-‘Uzzá: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
andriamanibavy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Al-‘Uzzá''' ((arabo: العزى) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamairta [[Hubal]] nivavahan' ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] tao [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]]. Midika hoe "ny mahery indrindra" na "ny hery" izany anarana izany. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i [[Al-Lāt]] (arabo: اللات) sy i [[Manāt]] (arabo: مناة‎ ). I Al-‘Uzzá dia andriamanibavin' ny fahavokarana, izay ninoana fa miaro sady miantoka ny fandresena amin' ny ady ifanaovany amin' ny firenena na foko hafa fahavalony.