Doalhija: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Doalhija''' dia [[Volana (fotoana)|volana]] faharoa ambin' ny folo ao amin' ny [[tetiandro miozolmana]]. Ny fanaovana [[fivahiniana masina]] (arabo: حَجّ / hajj) any amin' ny tanànan' i [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] mandritra ny folo andro voaohany no mpanamarikamanamarika io volana io. Iray amin' ireo volana masina efatra ny Doalhija, ka ny efatra hafa dia ny [[Moharamo]] sy ny [[Rajabo]] ary ny [[Doalkida]]. Volana farany amin' ny taona ny volana Doalhija. Ny volana [[Doalkida|Doalkidà]] no eo alohany fa ny volana [[Moharamo]], izay volana voalohany amin' ny taona kosa no manaraka azy.
 
== Jereo koa ==