Moharamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Moharamo''' dia [[Volana (fotoana)|volana]] voalohany ao amin' ny [[tetiandro miozolmana]] ary isan'ny volana manan-danja indrindra izy, indrindra ho an'ny [[Siisma|Silamo siita]].izay ahatsiarovana ny nahafatesana maritioran'i Ḥusayn ibn ʿAlī sy ny fianakaviany. Iray amin'ireo volana efatra masina ho an'ny [[finoana silamo]] ny Moharamo, ka ny telo hafa dia ny [[Rajaba]] sy ny [[Doalkida]] ary ny [[Doalhija]]. Ny anaran'io volana io amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia محرم / ''Muharram''. Ny volana [[Doalhija]], izay mamarana ny taona lasa, no eo alohany, ary ny volana [[Safary]] no manaraka azy.
 
== Jereo koa ==