Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-19:
I [[Mohamady]] (amin'ny teny arabo محمّد / ''Muḥammad'') no [[Mpaminany|mpaminani]]<nowiki/>n' Andriamanitra. Teraka tao [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] izy tamin'ny taona 570 ary maty tao [[Medina]] tamin'ny taona 632.
 
== INy tanàna masin’i Maka ==
I [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] dia tanàna any amin'ny tapany andrefan'i [[Arabia Saodita]], miorina 80 km miala ny [[Ranomasina Mena]]. Amin'ny [[teny arabo]] izy dia atao hoe مكة / ''Makka''. Araka ny lovantsofina silamo dia tao no nahaterahan'ny mpaminany [[Mohamady]] tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-6. Ao no misy ny [[moskea]] ''Masjid al-Haram'' ("Moskea Masina") izay misy ny [[Kaaba]] (arabo: الكعبة / ''al-Ka'ba'').