Kôntra-Refôrma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Elia naurizio, congregazione generale del concilio di trento in s.m. maggiore, 1633, 01.jpg|vignette|289x289px|Fivoriana nandritra ny [[kônsily tao TredentaTridentio]] (na Trenta)]]
Ny '''Kôntra-Refôrma''' dia fihetsiketsehana izay nentin'ny [[Fiangonana katôlika]] namaly ny [[Refôrmasiona prôtestanta]] tamin'ny taonjato faha-16. Ny Kôntra-Refôrma dia niseho tao anatin'ny hetahetam-panitsiana sy fanavaozana ara-pivavahana nahazo ny Andrefan'izao tontolo izao kristiana, izay nanomboka tamin'ny taonjato faha-15. Namaly amin'ny ampahany ireo tanjon'ny Fiangonana katôlika izay mikendry ny hametra ny fielezan'ny [[prôtestantisma]] izany fihetsiketsehana izany. Izay dia nahafahan'ny Fiangonana katôlika nahazo fiasana ara-panahy sy ara-pitaovana mba hanombohana ny famerenana indray amin'ny ampahany ireo faritra azon'ny fiangonana prôtestanta, sady hanombohan'ny fihavaozana ara-pivavahana indray.