Fifadian-kanina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
tsy fanendrena sakafo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Fasting 4-Fasting-a-glass-of-water-on-an-empty-plate.jpg|vignette|248x248px]]
Ny '''fifadian-kanina''' dia tsy fanendrena [[sakafo]] an-tsitrapo na tsia, izay mety tsy misy fisotroana zavapisotro koa. Ny fifadian-kanina ampahany dia fahita ao amin'ny fomban'ny fivavahana sasany ([[karemy]] ao amin'ny [[kristianisma]], [[ramadany]] ao amin'ny [[finoana silamo]], sns). Amin'ny fomba fijery ara-tsiansa dia manomboka eo amin'ny fahaenina ora aorian'ny sakafo farany ny fifadian-kanina. Maro ireo fanandramana natao amin'ny izay mampiseho fa ny fampihenany sakafo hanina tsy tafahoatra loatra dia manalava ny andro iainan'ny karazam-biby maro toy ny [[totozy]] sy ny [[voalavo]] ary ny [[rajako rezosy]]. Raha tanteraha anaty fe-potoana fohy ny fifadian-kanina mitsitapatapaka dia ahafahana mampihana ny lanja sy ny tavy.