Angatra (lolo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Lolo no fiantsoana ireo olona mifoha rehefa maty any amin'ny faritra atsimon'ny Nosy iny.Matetika ireo mponina any antoerana no ampitahorin'ireo (lolo) ireo raha mody... »
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''angatra''' dia fisehoan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n'ny olona na biby maty, izay misehoseho manodidina ny velona.
Lolo no fiantsoana ireo olona mifoha rehefa maty any amin'ny faritra atsimon'ny Nosy iny.Matetika ireo mponina any antoerana no ampitahorin'ireo (lolo) ireo raha mody alina eny an-dalana.Tia mampitahotra na koa mitaingin-tsarety izy ireny.Matetika no miady amin'izay sendra azy izy.Ary menatra raha toa ka mahafantatra azy ilay olona sakanany.Maro ny olona any no efa tsy matahotra azy ireo intsony rehefa mifanena aminy imbetsaka.