Leô X: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pope-leo10.jpg|vignette|308x308px|''Ny papa Loe X'', sary nataon'i Raffaello Sanzio tamin'ny taona 1518 sy 1519.]]
I '''Leo X''' dia [[papa]] tamin'ny taona 1513 hatramin'ny taona 1521, izay teraka tao Florentia (frantsay: ''Florence'') tamin'ny 11 Desambra 1475 ary maty tamin'ny taona 1521. Giovanni di Lorenzo de' Medici no tena anarany. Nohosorana ho [[diakra]] izy raha mbola 13 taona monja ary voafidy ho papa tamin'ny faha-37 taonany. Nahay nitantana ny raharaha politikapôlitika anatiny sy ivelany izy. Izy no afaka nanafoana ny fahaleovan-tenan'ny fiangonana katôlikan'i Frantsa ([[galikanisma]]) tamin'ny taona 1516.
 
Nampanamboariny indray ny [[bazilika Masindahy Piera]] dia nitohy ny fivarotana [[endolzansy]] mba hamatsiam-bola ny fanamboarana, ka niteraka fanakianana avy amin'ireo [[Fanavaozam-piangonana|mpanitsy fiangonana]] toa an'i [[Martin Lotera]] tamin'ny taona 1517 izany. Izy ilay papa nanameloka ny fampianaran' i Lotera izay noheverina fa [[fampianaran-diso]] (na herezia) sady nanongana azy sy ny mpianany tsy ho isan'ny mpino katôlika tamin'ny taona 1520.