Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-15:
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana faharoa ambin'ny folo koa ny Alohotsy ka ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. [[Zanabintana]] ny Alohotsy.
 
Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy araka ny finoan-drazana malagasy. MifandratraTsy amin'nyalana [[Asombola]]volo syna miarinahoho eona ampiasana zava-maranitra amin'ny [[Adimizana]]zaza madinika fa tsy ho mety iositrana vintanaraha iomaratra.
 
Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] io vintana io. Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Alohotsy ho volana faharoa ambin'ny folo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).
 
== Jereo koa: ==