Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. [[Renivintana]] ny Adijady.
 
Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady koa ny Adijady. Mitrotro ny [[Adalo]] sy mibaby ny [[Alakaosy]] ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] izy.
[[Sary:CMUs.jpg|vignette|142x142px]]
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adijady ho volana fahafolo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).