Evan' ny zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Evan'ny zodiaka ho Evan'ny zôdiaka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''evan'ny zodiakazôdiaka''' dia ireo kisary sy anarana izay ampifanandrifina amin'ny faritry ny lanitra ka miisa roa ambin'ny folo izy ireo, dia ireto avy amin'ny teny malagasy: [[Alahamady]], [[Adaoro]], [[Adizaoza]], [[Asorotany]], [[Alahasaty]], [[Asombola]], [[Adimizana]], [[Alakarabo]], [[Alakaosy]], [[Adijady]], [[Adalo]], ary [[Alohotsy]].
 
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ireo fari-danitry ny evan'ny zodiaka ireo dia tsy mitovy amin'ny fotoana idiran'ny masoiandro ao amin'ny fari-danitry ny [[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]]. Ny [[zodiaka|zôdiaka]] foronin'ny evan'ny zodiaka dia atao hoe [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]] fa ilay foronin'ny antokon-kintan'ny zodiaka kosa dia atao hoe [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]]. Ny anaram-bolana avy amin'ny teny arabo ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] dia anaran'ny evan'ny zodiaka sy anaran'ny antokon-kintana nefa efa tsy mifanandrify ny fotoan'ny volana malagasy sy ny fotoana andalovan'ny masoandro ao amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.
 
== Ny evan'ny zodiaka araka ny fanandroana tandrefana ==
Andalana faha-8:
'''♈'''
 
Ny [[Alahamady]] no vintana voalohany ao amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka|zôdiaka]]. Ny teny hoe ''Alahamady'' dia avy amin'ny anaran'ny [[Antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintanakintan'ny zôdiaka]] amin'ny teny arabo hoe االحمل / ''Al-Hamal'' izay midika hoe "ondrilahy". Ny Alahamady ao amin'ny zodiaka[[Zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]] (frantsay: ''zodiaque tropique'') dia eo anelanelan'ny 21 Marsa sy 20 Avrily. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eo amin'ny antokon-kintan'ny [[Alahamady (antokon-kintana)|Alahamady]] anefa dia manomboka amin'ny 18 Avrily hatramin'ny 13 Mey.
 
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana voalohany koa ny Alahamady ka ny zoro avaratra-atsinana amin'ny trano no toerana omena azy. Io zoro io dia atao hoe zorofirarazana koa.
Andalana faha-15:
'''♉'''
 
Ny [[Adaoro]] no vintana faharoa ao amin'ny fanandroana manaraka ny zodiaka[[Zodiaka|zôdiaka]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintan'ny zodiakazôdiaka amin'ny teny arabo hoe اثور / ''Ath-Thur'' na ''Ath-Thaur'' ("ombilahy") ny hoe ''Adaoro''. Ny Adaoro ao amin'ny zodiakazôdiaka mikisaka dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 20 Jona. Ny fotoana andalovan'ny masoandro eo amin'ny antokon-kintan'ny [[Adaoro (antokon-kintana)|Adaoro]] dia amin'ny 13 Mey hatramin'ny 21 Jona.
 
Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana faharoa koa ny Adaoro ka ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano atsinanana no toerana omena azy.
Andalana faha-21:
'''♊'''
 
Ny [[Adizaoza]] no vintana fahatelo ao amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]zôdiaka. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintanakintan'ny zodiaka|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiakazôdiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Ny fotoan'ny Adizaoza ao amin'ny zodiakazôdiaka mikisaka dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eo amin'ny antokon-kintan'ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] dia amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay.
 
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahatelo koa ny Adizaoza ka ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy.
Andalana faha-27:
'''♋'''
 
Ny [[Asorotany]] no vintana fahefatra ao amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakazôdiaka sy ao amin'ny fanandroana malagasy manara-bolana. Avy amin'ny anaran'antokon-kintan'ny zodiakazôdiaka amin'ny teny arabo hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") ny hoe ''Asorotany.'' Ny fotoan'ny Asorotany ao amin'ny zodiaka[[Zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]] dia avy eo amin'ny 22 Jona ka miafara amin'ny 22 Jolay. Ny fotoana andalovan'ny masoandro eo amin'ny antokon-kintan'ny [[Asorotany (antokon-kintana)|Asorotany]] dia amin'ny 20 Jolay hatramin'ny 10 Aogositra.
 
Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana fahefatra koa ny Asorotany ka ny zoron-trano atsimo-atsinana no toerana omena azy.
Andalana faha-33:
'''♌'''
 
Ny [[Alahasaty]] no vintana fahadimy amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka|zôdiaka]]. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]]zôdiaka amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اأسد / ''Al-Asad'' ("liona") ny hoe ''Alahasaty.'' Ny fotoan'ny Alahasaty ao amin'ny zodiakazôdiaka mikisaka dia manomboka amin'ny 23 Jolay ka miafara amin'ny 22 Septambra. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eo amin'ny antokon-kintan'ny [[Alahasaty (antokon-kintana)|Alahasaty]] dia manomboka amin'ny 10 Aogositra ka miafara amin'ny 16 Septambra.
 
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahadimy koa ny Alahasaty ka ny tapany atsinanana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy.
Andalana faha-39:
'''♍'''
 
Ny [[Asombola]] no vintana fahenina amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakazôdiaka. Avy amin'ny anaran'antokon[[Antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]] amin'ny teny arabo hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.'' Ny Asombola ao amin'ny zodiakazôdiaka mikisaka dia manomboka amin'ny 23 Septambra ka miafara amin'ny 22 Oktobra.
 
Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana fahenina koa ny Asombola ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy.
Andalana faha-45:
'''♎'''
 
Ny [[Adimizana]] no vintana fahafito amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]zôdiaka. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]]zôdiaka amin'ny teny arabo hoe اميزان / ''Al-Mizan'' ("mizana") ny hoe ''Adimizana''. Ny fotoan'ny Adimizana ao amin'ny zodiaka[[Zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]] dia eo amin'ny 22 Septambra hatramin'ny 22 Oktobra. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Adimizana (antokon-kintana)|Adimizana]] dia amin'ny 31 Oktobra hatramin'ny 22 Novambra. Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahafito koa ny Adimizana ka ny zoron-trano atsimo-andrefana no toerana omena azy.
 
=== Alakarabo ===
'''♏'''
 
Ny [[Alakarabo]] no vintana fahavalo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiaka[[Zodiaka|zôdiaka]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintan'ny zodiakazôdiaka amin'ny teny arabo hoe اعقرب / ''Al-Akrab'' ("maingoka") ny hoe ''Alakarabo.'' Eo amin'ny 20 Novambra hatramin'ny 29 Novambra ny fotoana andalovan'ny masoandro ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Alakarabo (antokon-kintana)|Alakarabo]].
 
Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana fahavalo koa izy ka ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy.
Andalana faha-56:
'''♐'''
 
Ny [[Alakaosy]] no vintana fahasivy amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]zôdiaka. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintanakintan'ny zodiaka|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiakazôdiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Amin'ny 22 Novambra hatramin'ny 21 Desambra ny fotoan'ny Alakaosy araka ny zodiakazôdiaka mikisaka. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Alakaosy (antokon-kintana)|Alakaosy]] dia amin'ny 18 Desambra hatramin'ny 18 Janoary.
 
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahasivy koa ny Alakaosy ka ny tapany avaratra amin'ny rindrin-trano andrefana no toerana omena azy.
Andalana faha-62:
'''♑'''
 
Ny [[Adijady]] no vintana fahafolo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakazôdiaka. Avy amin'ny anaran'antokon-kintan'ny zodiakazôdiaka amin'ny teny arabo hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' Amin'ny 21 Desambra hatramin'ny 20 Janoary ny fotoan'ny Adijady ao amin'ny zodiaka[[Zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]. Ny fotoana andalovan'ny masoandro ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Adijady (antokon-kintana)|Adijady]] dia eo amin'ny 19 Janoary hatramin'ny 15 Febroary.
 
Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy.
Andalana faha-68:
'''♒'''
 
Ny [[Adalo]] dia vintana fahiraika ambin'ny folo amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka|zôdiaka]]. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]]zôdiaka amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe ادلو / ''Al-Dalu'' ("mpandraraka rano") ny hoe ''Adalo.'' Amin'ny 21 Janoary hatramin'ny 18 Febroary ny fotoan'ny Adalo araka ny zodiakazôdiaka mikisaka. Mandala eo amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Adalo (antokon-kintana)|Adalo]] ny [[masoandro]] amin'ny 16 Febroary hatramin'ny 11 Marsa. Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahiraika ambin'ny folo koa ny Adalo ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy.
 
=== Alohotsy ===
'''♓'''
 
Ny [[Alohotsy]] dia vintana faharoa ambin'ny folo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakazôdiaka. Avy amin'ny anaran'antokon[[Antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]] amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Amin'ny 20 Febroary hatramin'ny 20 Marsa ny fotoan'ny Alohotsy ao amin'ny zodiakazôdiaka mikisaka. Ny fotoana andalovan'ny masoandro ao amin'ny antokon-kintana [[Alohotsy (antokon-kintana)|Alohotsy]] dia amin'ny 12 Marsa hatramin'ny 18 Avrily. Ao amin'ny fanandroana malagasy dia vintana faharoa ambin'ny folo koa ny Alohotsy ka ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Zodiaka|Zôdiaka]]
* [[Zodiakan-kintana|Zôdiakan-kintana]]
* [[Ekinoksa|Ekinôksa]]