Endolzansy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
Rohy sy tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-67:
== Ny vokatry ny endolzansy ==
Araka ny foto-pampianarana katôlika, ny fahotana dia voafafan' ny sakramentan' ny famelan-keloka (ny
[[Sary:Popepiusix.jpg|vignette|191x191px|Ny papa Pio IX]]
[[Sary:Eglise de Corps-statue-82.JPG|vignette|139x139px|Notre Dame de La Salette]]
Ny endolzansy ampahany dia isaina amin' ny andro na volana na taona. Izany faharetana izany dia tsy noheverina ho mifanandrify amin' ny famelana mivantana (amin'ny isan' ny andro na volana na taona) ny tokony hitoerana ao amin' ny afo fandiovana mifandanja amin' izany. Ny endolzansy dia manondro fotsiny ny famelana sazy tokony hitovy sanda amin' ny faharetana mifandanja amin' ny fivalozana vitaina araka ny lalànan' ireo kanôna voalohan' ny Fiangonana. Izany faharetana izany koa dia ahafahana mitarika ny fanehoam-pitiavam-bavaka ataon' ny vahoaka, araka ny haben' ny fankatoavana omen' ny fahefam-piangonana ilay faharetana. Ohatra, ny papa [[Pio IX]] dia nanome endolzansy nanomboka tamin' ny taona 1847 amin' ny vavaka atao amin' ny [[Notre-Dame de La Salette]]<ref><small>I Notre-Dame de La Salette dia tsy izay fa i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin'i Jesoa izany, tamin'ny filazana azy fa niseho tamin'ny ankizy roa tamin'ny 19 Septambra 1846 tao amin'ny tananan'i La Salette-Fallavaux any Frantsa.</small></ref>, mba hanamarihana amin' ny hafanam-pony ny faniriany ny hanekena amin' ny fomba ôfisialy ilay fisehoan'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Ny [[papa]] nifandimby dia nanome endolzansy maro mba hitarihana ny fitiavam-bavaka ka vokatr' izany dia nisy ny toy ny fitosahana be loatra, sahala amin' ireo vavaka fohy ahazoana endolzansy izay indraindray be sanda. Tamin' ny taona 1967, tamin' ny [[Konsily Vatikàna II|Kônsily Vatikàna II]], no nanafoanan' ny papa [[Paoly VI (papa)|Paoly VI]] ny fampifandraisana amin' ny isan'ny andro na taona voafaritra: hatramin' izany dia tsy misy afa-tsy endolzansy ampahany na endolzansy manontolo.
Ny endolzansy ampahany dia mety homen' ny fahefan' ny [[eveka]], raha fahefan' ny sampam-pitsarana atao hoe ''Pénitencerie apostolique'' ny endolzansy manontolo.
== Jereo koa ==
|