Endolzansy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Lorenzo Lotto 019.jpg|vignette|382x382px|Eveka katôlika mizara "endolzansy manontolo" amin'ny olona mandritra ny fotoana mampisy loza lehibe. Sary nataon'i Lorenzo Lotto, Suardi, Italia, taona 1524.]]
Ny '''endolzansy''' na '''indolzansa''' na '''indolzansy''' dia fanao ao amin'ny [[Fiangonana katolika romana|Fiangonana katôlika rômana]] izay mamela manontolo na ampahany eo anatrehan' Andriamanitra ny sazy (atao hoe "fivalozana") solon' ny fahotana efa nahazo famelana.
 
Ny manampahefana ao amin' ny Fiangonana no manome ny endolzansy ary izany dia heverina fa endrika isehoan' ny fanelanelanana ny mpino amin' Andriamanitra, izay angatahin' ny Fiangonana iray manontolo amin' ny alalan' ny [[litorjia]] sy ny [[vavaka]] ataony, mba hampisy fampihavanana ny iray amin' nympino ao aminy izay mbola velona na efa maty.