Singaporo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
#WLF
Andalana faha-46:
 
Tanàna-Firenena any amin'ny farany atsimon'ny tanjona maley, izy dia voasaraky ny lakandranon'i Johor ; Singaoairi dia fantatra manerana ny tany ary matetika tononina ho ohatra amin'ny fivoarana ara-toekareny. Teo aorian'ny fahaleovantena tamin'ny [[1965]], ny tanànan'ny Singaporo, kely harena an-kibon'ny tany sy miarakaa amin'ny olana rehetra ara-tsôsialy sy ara-toe-karena, dia lasa anisan'ny firenena matanjaka indrindra eto an-tany. Ilay tanàna, mizaka-tena, dia tanàna sinoa eo anivon'ny tontolo maley : sinoa avy any [[Sina]] ny ankabeazan'ny mponina ao, io tondro io no nampahaleotena azy tamin'ny 9 Aogositra 1965.
[[File:Canadian International School at Singapore.jpg|thumb|Sekoly Iraisampirenena Kanadiana any Singapore]]
 
== Tanàna ==
== Jeografia ==