Kristianisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-159:
 
* [[Eklesia Episkopaly Malagasy|Eklesia Episkopaly Malagasy (Anglikana)]] (EEM), niorina tamin'ny taona 1969 na 1864<ref name=":2" />
*[[Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina (Madagasikara)|Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina]] (EKAR), niorina tamin'ny taona 1857;
*[[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM), niorina tamin'ny taona 1968;
* [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM), niorina tamin'ny taona 1950.
 
Ny FJKM sy ny FLM dia mikambana ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM) amin'ny maha fiangonana samy protestanta[[Protestantisma eto Madagasikara|prôtestanta]] sady nateraky ny Reformasiona[[Fanavaozam-piangonana|reformasiona]] azy ireo. Ny Fiangonana anglikana (EEM) anefa tsy ao anatin'io fiombonana io sady tsy tena fantatra loatra ho Protestantaprôtestanta raha eto Madagasikara na dia tsy voatery ho izany ny zava-misy any ivelany (Jereo: [[Anglikanisma]]).
 
=== Ny traikefa efa azo ===
Ny [[ekiomenisma]] eo amin'ireo fiangonana kristiana eto Madagasikara dia ahitana ny fiaraha-mivavaka amin'ny fotoana sasantsasany eo amin'ny fiangonana maromaro, ka ny lohany amin'izany dia ireo ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] izay fikambanan'ny Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina sy ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara ary ny Eklesia Episkopaly Malagasy, izay niorina tamin'ny taona 1980.
 
Izany ekiomenisma izany dia miseho amin'ny alalan'ny fanaovana fivavaka iraisam-pinoana amin'ny fotoana voatondro sasany. Tsy mijanona amin'ny lafiny ara-pivavahana ihany ny ekiomenisma malahasy fa miitatra amin'ny fiaraha-mikaon-doha amin'ny famahana ny olana sosialyara-sôsialy sy ny disadisa politikaara-pôlitika misy eto Madagasikara. Endrika isehoan'ny ekiomenisma koa ny tsy famerenana manao [[batisa]] na batemy ny mpino mifindra finoana avy amin'ny fiangonana iray mankamin'ny fiangonana iray hafa samy mpiombona. Iraisany nyireo [[Fanekem-pinoana ekiomenika|fiekem-pinoana ekiomenika]], ny [[vavaka nampianarin'ny Tompo]], ny hira sasany izay efa nahavitany boky (''Miara-mizotra''). Efa nisy koa fandikan-teny ny Baiboly niraisan'ireo fiangonana mpikambana ireo, dia ny [[Baiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara|Baiboly Dikan-teny Iombonana Eto Madagasikara]] (DIEM) izay ezahana vakina amlin'ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana.
 
Efa manana toeram-piofanana iraisana momba ny ekiomenisma ny FFKM, dia ny Ivontoeram-Pampianarana Ambony momba ny Ekiomenisma (IPAE), izao ny FFKM.
Andalana faha-175:
Tsy dia mahazoazo ny fiombonanam-bavaka ireo fiangonana lazaina hoe "[[Fiangonana zandriny|zandriny]]" izay lazain'ny mpino ao amin'ny fiangonana "zokiny" sasany hoe "sekta". Voailika avy hatrany sady tsy mieritreritra ny hikambana ao koa ireo fiangonana tsy mino ny [[Andriamanitra Zanaka|maha Andriamanitra]] an'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] sy tsy mino ny [[Trinite]] araka ny fampianaran'ny fanekem-pinoana ekiomenika an'izany.
 
Tsy mbola voakasiky ny ekiomenisma amin'ny fomba lalina koa ny lafiny ara-teolojia ([[tenim-pinoana]], [[foto-pampianarana]], sns) izay ahitana fahasamihafam-pinoana sarotra aravina, indrindra eo amin'ny KatolikaKatôlika sy ny ProtestantaPrôtestanta. Ny FLM sy ny FJKM, izay samy protestantaprôtestanta, no afaka mampifanakaiky ny teolojiany[[Teôlôjia|teôlôjiany]] noho ny fampianaram-pinoany tsy mifanalavitra firy vokatry ny maha samy fiangonana nateraky ny [[reformasiona]]. Tsy mboka miara-mandray [[eokaristia]] na [[fanasan'ny Tompo]], izay marika hita maso ankoatry ny batisa na [[batemy]] sady [[sakramenta]] roa tokony hiraisan'ny fiangonana mpiombona, ny Kristiana ao amin'ny FFKM. Tsy mbola mifampiditra alitara ny mpitondra fiangonana na dia efa afaka mifampiditra trano fiangonana sy mifampindrana polipitra aza. Na dia efa misy aza ilay [[Baiboly DIEM]] dia maro ny mpitondra fivavahana mampiasa ny Baibolin'ny fiangonany amin'ny fotoana anaovana fivavahana iraisam-pinoana.
 
== Ny kristiaisma sy ny finoana hafa eto Madagasikara ==