Kristianisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-56:
 
==== Ny Fiangonana katôlika ====
Ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, izay niorina tamin'ny taona 1857, dia isan'ny [[FiangonanaEglizy katolikakatôlika rômanina|fiangonana katôlika]] maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin'ny [[Papa]] ao Roma[[Rôma]]. Fivavahana voalohany eto Madagasikara ny Fiangonana katôlika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena, izay mahatratra maherin'ny 4.000.000 any ho any, izany hoe manakaiky ny iray ampahefatry ny mponin'ny Nosy.
 
==== Ny Fiangonana ôrtôdoksa ====
Ny Fiangonana[[Kristianisma Ortôdôksaôrtôdôksa|fiangonana ôrtôdôksa]] eto Madagasikara dia fiangonana isan'ny [[Fiangonana Tatsinanana|fiangonana tatsinanana]] efa tafasaraka tamin'ny [[Fiangonanafiangonana Katolika|Fiangonana Katôlika]]katôlika tany aloha. Fehin'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ÔrtodôksanÔrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]] izy. Tamin'ny taona 1930 no niorina voalohany teto Madagasikara ny Fiangonanafiangonana ôrtodôksaôrtôdôksa.
 
==== Ny anglikanisma ====
Ny [[anglikanisma]] eto Madagasikara dia hita amin'hyny alalan'ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]]''',''' hafohezina amin'ny hoe EEM. Miombona ao amin'ny Firaisambe anglikana na Fiombonam-be anglikana (''Anglican Communion'') izay mampifandray ny [[Anglikanisma|Anglikana]] maneran-tany ny EEM. Azo lazaina ho niorina tamin'ny taona 1864 na 1969 ny EEM.
 
=== Ny protestantismaprôtestantisma ===
 
==== Ny loteranisma ====
Andalana faha-71:
* Ny Fiangonana Loterana Malagasy
 
Ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM), dia fiangonana kristiana protestantaprôtestanta vokatry ny fitoriana ny [[Filazantsara]] nataon'ireo [[misionera]] avy tamin'ny Misiona Norveziana (anglisy: ''[[Norwegian Missionary Society]]'' - NMS) nanomboka ny taona 1866 sy ny Misiona Amerikana (''[[Americana Lutheran Church]]'' - ALC) nanomboka tamin'ny taona 1888. Tao [[Betafo]] no niorina ny trano fiangonana loterana voalohany teto Madagasikara. Tamin'ny taona 1950 anefa vao nahazo fahaleovan-tena io fiangonana io ary tamin'io koa no niantsoana azy amin'ny hoe FLM.
 
* Ireo fiangonana loterana hafa
Andalana faha-77:
Ireto ny tena fantatra amin'ireo fiangonana loterana niala avy ao amin'ny FLM:
 
- ny [[Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina]] (FLMN) izay nisitaka tamin'y FLM tany amin'ireo taona 70 noho ny tsy fankasitrahana ny rafi-pitantanana fa tsy noho ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|foto-pampianarana]] tsy mitovy; io no fiangonana loterana fantatra indrindra manaraka ny FLM. Matanjaka io fiangonana io ao amin'ny [[distrikan'Antanifotsy]] sy ao Antanarivo[[Antananarivo|Antanarnaivo]]. Ahitana azy koa ny any [[Toliara]] sy any [[Mahanoro]].
 
- ny [[Fiangonana Fifohazam-Panahy Loterana Malagasy]] (FFPLM) naorin'ilay mpiandry atao hoe Mama[[Neny Olga]]. Ao Anolaka any [[Fianarantsoa]] no misy ny foibeny.
 
- ny [[Fiangonana Protestanta Loterana Malagasy]] (FPLM). Ao Ankofafa any Fianarantsoa ny misy ny foibeny.
Andalana faha-91:
* Ny fiangonana nohavaozina hafa
 
- ny [[Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky]] (FMTA) dia fiangonana avy amin'ny ''London Missionary Society'' (LMS) tamin'ny taona 1894 izay niala noho ny tsy fifanarahana nisy tamin'ny pastora malagasy sy ny misionera anglisy izay nihevitra ny azy ireo ho mpanampy fotsiny ihany. Ny Pastorapastora Rajaonary no nitantana an'io fiangonana voalohany.
 
- ny [[Misiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara]] (METM) dia fiangonana naorin'ny Pastorapastora Rakotobe Andriamaro tamin’ny taona 1955. Miara-miasa amin'ny FJKM ny METM.
 
- ny [[Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara]] (FPVM) dia fiangonana niala avy amin'ny FJKM noho ny tsy fitoviam-pomba fijery ny amin'ny asam-pifohazana. Tamin'ny taona 2002 no nanorenan'ny Mpitandrinampitandrina Randrianantoandro Jean Joseph. azy io
 
- ny [[Fiangonana Kristiana Protestanta Malagasy Vavolombelona]], niorina tamin'ny taona 1967<ref name=":2"><small>''Les dieux au service du peuple'' p.94</small></ref>.
Andalana faha-107:
=== Ny adventisma ===
 
* Ny Fiangonanafiangonana Adventistaadventista Mitandrinamitandrina ny Androandro Fahafitofahafito
 
Ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]] eto Madagasikara dia fiangonana kristiana izay niorina teto Madagasikara tamin'ny taona 1927. Misionera avy ao amin'ny nosy [[Maorisy]] no nitondra ny [[adventisma]] teto Madagasikara tamin'hyny taona 1910. Notokanana ary ny fiangonana voalohany tao Manjakaray ny 27 Aogositra 1927. Mihoatra ny 76 000 ny Malagasy adventista izay manana trano fiangonana mihoatry ny 1200.
 
* Ny sampan'ny adventisma hafa
Andalana faha-115:
- ny [[Fiangonan'i Jehovah Tompon'ny Sabata andro faha-7]] (FJTSa7)
 
=== Ny evanjelisma sy ny pentekotismapentekôtisma ary ny karismatika ===
Betsaka ireo fiangonana niorina taorian'ireo fiangonana voalaza anarana etsy ambony, izay samy mikarakara ny ara-panahin'ny Malagasy sy ny mponina eto Madagasikara ka ny ankamaroany dia ao amin'ny atao hoe [[evanjelisma]] sy ny [[pentekotisma|pentekôtisma]] ary ny [[Fiangonana karismatika vaovao|karismatika]]. Tsy mitsaha-mitombo isa ireo fiangonana ireo. IzyMaro ireoamin'izy matetikaireo no matetika lazaina amin'ny anarana hoe "[[fiangonana zandriny]]".
 
==== Ireo fantatra indrindra: ====
Andalana faha-145:
 
=== Ny Vavolombelon'i Jehovah sy ny Olomasin'ny Andro Farany ===
Ireto fiangonana roa ireto no tsy azoazon'ny ankamaroan'ny Kristiana hafa indrinra noho ny finoan'izy ireo betsaka zavatra tsy itoviany amin'ireony finoana sy fampianaran'ny fiangonana mahazatra ny Malagasy. Izany no ilazan'ireo fiangonana tranainy azy ireo tsy amim-pihambahambana hoe "[[sekta]]".
 
==== Ny Vavolombelon'i Jehovah ====
Tamin'ny 1925 no nitsidika voalohany an'i Madagasikara ny iraky ny Fikambanan'ny Vavolombelon'i Jehovah. Tamin'ny taona 1970 dia tsy neken'ny fitondram-panjakana malagasy ny fikambanan'ny Vavolombelon'i Jehovah notarihin'ireo teratany vahiny. Tamin'ny taona 1984 vao neken'ny fanjakana malagasy ny fijoroan'ny fikambanan'ny mpianatra[[Mpianatra ny Baiboly]] ary tamin'ny taona 1994 vao nankatoavin'ny fanjakana ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Fikambanan'ny Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesoa ny Vavolombelon'i Jehovah.
 
==== Ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara|Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany,]] niorina tamin'ny taona 1993. Fantatry ny Malagasy amin'ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna ity fiangonana ity. Razanaparany Ramiandrisoa no nitondra ny môrmônisma teto Madagasikara tamin'ny taona 1989. Efa Tamin'ny taona 1990 no nananganana ny fiangonana nefa tamin'ny taona 1993 vao voaorina ara-panjakana ny izany fiangonana izany ka Razanapanala Ramiandrisoa no lasa filohany. Amin'ny Olomasin'hyny Andro Farany dia Andriamanitra samy hafa nefa miara-miasa ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra|Zanaka]] ary ny [[Fanahy Masina|FanahyMasina]].
 
== Ny ekiomenisma eto Madagasikara ==