Kristianisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-40:
 
==== Fahaleovan-tenam-piangonana ====
Taorian'ny nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena koa no nandraisan'ny Malagasy ny fitantanana feno ny fiangonana na dia tsy afa-niala tamin'ny fanjohananafanohanana avy any ivelany izany fiangonana izany. Nahazo fahaleovan-tena tamin'ny taona 1950 ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM). Tamin'ny taona 1968 dia tonga Fiangonanafiangonana iray nomena ny anarana hoe [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) ny fikambanan'ny fiangonana telo [[Fiangonana nohavaozina|nohavaozina]], dia ny Fiangonana Frenjy Malagasy (FFM) sy ny Fiangonana ara-Pilazantsara eto Madagasika (FPM) ary ny Fiangonan'i Kristy eto Madagasikara (FKM). Niforona koa ny fiangonana [[Anglikanisma|anglikana]], dia ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (EEM) tamin’ny taona 1969.
 
==== Fivavahana kristiana sy kômonisma ====
Tamin'ny vanim-potona nanjakan'ny firehana politikaara-pôlitika [[Kômonisma|kômonista]] tamin'ny firenena maro dia nisy ny tsy fankasitrahan'ny mpitondra fanjakana ny fivahana kristiana teto Madagasikara.
 
==== Firoborobon'ny evanjelisma ====
Taorian'ny nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena, indrindra fa teo amin'ireo taona 1990, no nanombohan'ireony [[Evanjelisma|fiangonana evanjelika]] sy pentekotista[[Pentekotisma|pentekôtista]] maro niditra teto Madagasikara
 
==== Fandraisan'anjaran'ny Fiangonana amin'ny raharaham-pirenena ====
Ankehitriny dia mandray anjara lehibe eo amin'ny fiainam-pirenena malagasy ny fivavahana kristiana, na amin'ny lafiny sosialysôsialy na amin'ny fanabeazana na ara-politikapôlitika, ary tsy manavaka saranga na fiaviana ny fidirana ho mpikambana amin'ny antokom-pinoana izatsy na izaroa.
 
== Ireo antokom-pinoana kristiana misy eto Madagasikara ==