Kristianisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-29:
Lasa zanatanin'i Frantsa i [[Madagasikara]] tamin'ny taona 1897 nefa tsy nanohana ny misiona katolika i [[Joseph Simon Gallieni|Galliéni]] (nanapaka an'i Madagasikara tamin'ny taona 1896-1905) na dia tsy nanavakavaka fivavahana. Amin'ny ankapobeny anefa dia nahazo vahana ny katôlisisma ka somary sahirana noho ny fanenjehana ny Prôtestanta. Sahirana ny Protestanta tamin'ny fotoana nanombohan'ny fanjanahan-tany noho ny nataon'ireo [[Zezoita]] (frantsay: ''Jésuites'') izay nampifangaro ny raharaha politika sy ny raharaham-pivavahana ka nanao ny Protestanta ho sakaizan'ny Anglisy sy ho fahavalon'ny Frantsay. Maro ireo mpino protestanta niala amin’ny fiangonany noho ny tahotra. Fotoana nisian'ny tsy fifanarahan'ny Protestanta sy ny Katôlika malagasy izany. Tamin'ny nanapahan'ireo governora manaja ny maha fanjakana laîka an'i Frantsa vao niverina nalalaka indray ny safidy momba ny fivavahana. Naverina tamin’ny Protestanta ihany izy ireo taty aoriana afa-tsy ny fiangonana tao amin'ny faritr'Ambatomanga. Tamin'ny taona 1938 no nahavitana printy ny Baiboly katolika voalohany amin'ny teny malagasy.
 
==== Fitomboan'ireony isan'ny antokom-pivavahana kristiana ====
Tonga teto Madagasikara ny misionera [[Adventisma|adventista]] tamin'ny taona 1926 ary tafa tafaorina teto Madagasikra ny Fiangonana adventista tamin'ny taona 1927. Tamin'ny taona 1930 dia tafaorina teto Madagasikara koa ny Fiangonana [[Kristianisma ôrtôdôksa|ôrtôdôksa]]. Efa nahatsangana ny sinodanysinôdany ny fiangonana [[Anglikanisma|anglikana]] tamin’ny taona 1937.
 
==== Fanafahana an'i Madagasikara ====