Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-17:
 
== Tantara ==
Nanomboka tany amin'ny fotoana lazaina fa nilatsahan'ny Fanahy Masina tàmin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] sy nanombohany nitory ny [[filazantsara]] no azo lazaina fa nanombohan'ny fivavahana kristiana nefaahaleo tena ka tsy nikambana intsony tamin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Niely tany [[Asia Minora]] sy [[EoropaEorôpa atsimoAtsimo]] ary amin'ny tapak'i [[Afrika Avaratra|Afrika avaratra]] ny fivavahana kristianina ka isan'ny nandray anjara betsaka i [[Paoly (apostoly)|Paoly]]. Nisy ny fanenjehana ny Kristiana nataon'ireo [[Jiosy]] sy ny [[Empira Romana|Romanina]].
 
Taty aoriana dia lasa fivavaham-panjakana ny kristianisma ka i [[Roma]] no renivohitra tamin'izany. Nitombo hery ny [[Papa]] nefa nisy ny fiangonana sy mpanjaka na andriana izay nitady fahaleovan-tena ara-politikapôlitika sy ara-pivavahana. Nampiforona ny [[Fanavaozam-piangonana]] (atao hoe koa ReformaRefôrma na Reformasiona) izany.
 
=== KonsilyKônsily ===
Noho ny tokony hisian'ny filaminan'ny raharaha fehezin'ny [[Papa]] sy ny [[Eveka]] hafa rehetra sy ny tokony hananan'ny Fiangonana fampianaram-pinoana mitovy dia nisy matetika ny atao hoe [[konsily|kônsily]] na sinodasinôda izay fivoriana anasana ny eveka rehetra sy andraisany anjara. Ny emperora matetika no mamory. Maro ny fehin-kevitra nivoaka avy tamin'ireo konsilykônsily ireo ka isan'izany ny [[fanekem-pinoana]] sasany iraisan'ny fiangonana. Tamin'ny fotoana nampisy ireo konsily ireo koa no nisianan'ny fanenjehana mafy an'ireo atao hoe heretika na mpanao [[fampianaran-diso]].
 
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
Noho ny tsy fifanarahana amin'ny lafiny [[TeolojiaTeôlôjia|teolojikateôlôjika]] sy hafa koa, na dia teo aza ny fanaovana konsilykônsily sy ny fomba hafa hisian'ny fitovian-kevitra na ny marimaritra iraisana, dia nivaky roa ny fivavahana kristiana ka i [[RomaRôma]] sy i [[Konstantinopolisy|KonstantinopolyKônstantinôpôlisy]] (na KonstantinoplaKônstantinôpla) no lasa renivohitry ny fiangonana roa (dia ny Fiangonana tandrefana na [[KatolisismaKatôlisisma|KatolikaKatôlika romanarômana]] sy ny Fiangonana tatsinanana na [[FiangonanaKristianisma Ortodoksaôrtôdôksa|OrtodoksaÔrtôdôksa]]).
 
=== Refôrmasiona ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasionaFanavaozam-piangonana|refôrmasiôna]] na reforma) nataon-dry [[Martin Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolikakatôlika dia niforona ny [[Protestantisma|Prôtestantisma]] izay tsy niankina intsony tamin'ny Fiangonana katolikakatôlika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao ankehitriny hoe [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Jereo koa: ==