Silamo eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
 
== Taorian'ny fanjanahan-tany frantsay ==
Taorian'ny nahazoan'i Madagasikara fahaleovan-tena tamin'ny taona 1960 taorian'ny [[fanjanahan-tany frantsay]] dia nifandray akaiky tamin'ny fahefanafahezana komonista[[Kômonisma|kômonista]] tao amin'ny [[Firaisana Sovietika]]. Izany dia nangeja ny fivoaran'ny [[Fivavahana ao Madagasikara|fivavahana rehetra tao Madagasikara]]. Na dia izany aza dia nanomboka nihataka tamin'ny Firaisana Sovietika i Madagasikara tamin'ireo taona 1980 ka niara-niasa tamin'i [[Frantsa]]. Amin'izao i Madagasikara dia lasa firenena miantoka ny fahalalahan'ny fivavahana.
 
AminTamin'izaony fotoanataona izao2011 dia 7%n'ny mponina no Silamo, araka ny fanadihadiana nataon'ny Departemanta Amerikana tamin'ny taona 2011<ref><small>Bureau of African Affairs (3 May 2011). [https://www.webcitation.org/61Be3ZCkK "Background Note: Madagascar"]. U.S. Department of State. [https://www.state.gov/r/pa/ei/bgn/5460.htm Tahiry] tamin'ny 24 Aogositra 2011. Notsidihina tamin'ny 24 Aogositra 2011.</small></ref>, nisy fihenana izany raha mitaha amin'ny tombana nataony tamin'ny taona 2009 izay nahatratra 10 hatramin'ny 15%<ref><small>"[https://www.state.gov/g/drl/rls/irf/2009/127241.htm Madagascar]". US Department of State. 2009.</small></ref>. Ny Pew Research Center kosa anefa manombana izany ho 3% tamin'ny taona 2010. Misy ireo Malagasy silamo, ny [[KomorianaKômôro|Kômôriana]] silamo, ny [[Karàna]] silamo ([[Pakistaney]] sy [[IndianinaIndia|Indiana]]), ao koa ireo [[Sri Lanka|Srilankey]] silamo sns. izay mitsinjara amin'ireo sampan'ny Finonafinona silamo misy eto Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==