Fivavahana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-41:
 
== Fampifangaroana finoana ==
Amin'izao fotoana izao dia mbola misy ireo Malagasy izay [[Sinkretisma|mampirafy finoana]] ka mampifangaro ny fivavahana kristiana na silamo na hafa amin'ny [[Fivavahan-drazana malagasy|fivavahan-drazana]]. Ohatra raha misy maty dia entina any am-piangonana ny razana avy eo rehefa any am-pasana dia atao ny fandevenana manaraka fomban-drazana na antsoina ny mpitondra fiangonana hanome endrika kristiana ny [[famadihana]] <ref><small>Bearak, Barry (5 September 2010). [https://www.webcitation.org/64fFKK5JL?url=https://www.nytimes.com/2010/09/06/world/africa/06madagascar.html "Dead Join the Living in a Family Celebration"]. ''New York Times''. p. A7. ([[Tahiry]])</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==